Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[Bandy Tonga Saina] - Indray mipi-maso monja no nahafoizako anao, fa amin'ny indrafo lehibe kosa no ampodiako anao.

Raha raalina no fantatrao hoe mpivaro-tena kay io vehivavy vadinao io, inona no ho tsapanao? Inona no hataonao?

[Bandy Tonga Saina] - Romana 6:23

Fa fahafatesana no tambin'ny ota; ary fiainana mandrakizay no fanomezam-pahasoavana avy amin'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika.

Ndao zala hiova a. Fahafinaretana mandalo ve no atakalo ny fiainana mandrakizay e?

[Lali] - MBA lazao izay bandy manana fantasme te ho vevavy oe. Ny ahy aloha tsy Dia resaka sexe oe homo n'a trans an fa le juste oe manao sarimbavy eo imason'ny madamako

[Verset du jour] - "Il faut que je fasse, tandis qu'il est jour, les oeuvres de celui qui m'a envoyé ; la nuit vient, où personne ne peut travailler"
Jean 9.4

Fihadanana ho any zay mamaky

[lova] - Misy bandy ve ato mahatsapa tena hoe tsy mendrika ny vadiny izy na koa hoe tsara loatra ho azy ny olona miaraka aminy. Dé fa aona ?

[Bandy tonga saina] - “Andosiro ny Fijangajangana”

“Koa vonoy ireo fironan-dratsy ao amin’ny rantsambatanareo, dia fijangajangana, fahalotoana, filan’ny nofo, fanirian-dratsy, ary ny fitsiriritana izay fanompoan-tsampy.”—KOLOSIANINA 3:5.

[Bandy140+] - Miarahaba ry zareo a! mba mitady contact sipa na madama na mpivady mba te hanao web cam sexy, tsisy fihaonana mivantana fa tena 100% en ligne sy anonyme.

[Gasylah] - Izaho lehilahy dia tia mitsikilo , indrindr le manao RS ireny, fa ilay mijery tena tiko sao misy tiana ho jerena na tsikilovina ity ny adiresy tsikilokiloarobazyg m a i l teboka c o m

Izaho r'ireto mitsiriritra ireny mme efa lehibe ireny foana a (le +40 ans ireny)
Aretina ve izany sa inona, efa imbetsaka ihany no nanao firaisana ara nofo tamin'izy ireny ny tena.
Ary tena rehefa mihaona dia lafatra be ny RS atao.

Pages