Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[tokana irery] - Manahoana daholo ny maman celibat,na ny maman isany..
Izaho mba mila madame afaka ny hifankatia amiko,izaho dia olona zarazara izay,mipetraka eto tanà,mbola bandy bandy kely ihany,nefa vonona hankatia zah na izany aza.
0334633999/0346423051 ny laharana afaka ahazoanao ahy.
Mankasitraka indrindra tompoko!

[LolitaSuz] - Azafady fa somary lava lava. Vehivavy no manoratra. 25 ans aho izao ary zandriko 1 an ilay olona miaraka amiko. Efa 7 ans zay no niaraka. Samy mipetraka aty ivelany, izao mahaleo tena efa miasa ary izy mamita fianarana. Efa niaraka nipetraka nandritrany 2 an mahery… nifankahita toetra tsara sy ratsy… nefa mbola mifankatia foana, fusionnel be izahay ary compatible sy complémentaire aminy lafiny rehetra. Za moa somary masika sy misy toetra izay ihany, nefa hainy tsara ny mi géré ny « défauts » ako (ce qui n’est pas évident).

[pa] - mikasa ny hanao raharaha, mety otrin eo budget zareo raha 200 pers , tsara ve maka anle pack A à Z reny sa ahoana ? mangataka conseils

[ariela] - salama daholo.Vehivavy ny tena ary mba manam-panirina hivoatra.Nahavita fianarana ambony ary manana vady tsaratsara toerana ambony kanefa ny tena avy any ambanimbanivohitra ka mila fanampiana ry reto amin'ny fomba fiakanjo sy fomba fanao mba hampirindrany tokantrano satria indraindray ilay vadiko mi-critique foana amin'ny fomba fiakanjoko sy ny fombafomba fanaoko(comportement io) kanefa tsy dia mahay miakanjo hono ah.Amim-pitiavana no itenenany anefa zaho tsy dia manana namana izany manoro ahy.Ny corpulence kosomary botabota fohifohy izay aho.Misaotra sahady

[Zozo] - Aza faly ny milalao fitiavana sy manararaotra izay ao hararaotina fa manody ny zavatra ratsy atao rehetra. Misy vidiny ny tomany ary ny todimpitia dia tsy ho zaka mandrakizay fa mamono sy mandratra.

ana

[ano] - bonjour.tsy hitako izay ametrahana an'ilay dia napetrako eto.manambady aho ary tsy haiko hoe tena tia ve izy sa interêt sa hoe ahoana!izy aloha dia efa sipa fiancée talinah bandy no niaraka tamiko satria nolazainy fa nampirafy ilay bady fiancé ary mpandainga be ka nosarahany.Fa ny momba anay kosa dia izao no olana.Efa nivady aradalana sy mananjanaka izahay , ny olana anefa dia izao.Samy miasa tena izahay ary efa nahavita trano iray kanefa teo ampamitana ny trano voalohany dia toa ny volako foana no mitosaka ao fa y azy toa tsy dia mamoaka izany izy fa lazainy fa tsy misy mpandra ny en

Lehilahy 45 ans mila namana vehivavy ifampiresahana eto La Réunion, afaka mametraka mail

[boutritra] - zah lehilahy 60 ans. Ny vehivavy maiaraka amiko pianatra M2 eny ankatso 26 ans . Raha vahiny no miaraka aminy dia sur fa tsy maninona na eo am fiaramonina sy ny fianakaviany fa saingy zah gasy dia ratsy jery daholo ny fiarahamonina sy ny havany. Marihiko fa efa 10 mois zahay no niaraka mbola tsy nangatabola tamiko izy io na dia ariary aza. izay tsy menattra manoroka ahy eny andalana sy mifampitantana.
Ahoana ny hevitrareo?????

[Ruhe] - Miarahaba e
Saika haka torohevitra fa miaraka amin'olona aho.efa mananjanaka aizahay ary efa vita soratra!Marihiko fa somary nanery tena ihany aho niditra taminy satria tsy nitady olona itokisana aho nankinana ny projet ako tamin'izany satria izaho dia matetika no mandeha aty ivelany.Olona efa niaraka amiko taloha ihany izy saingy noho ny fivezivezeko dia tsy tena nitombina ny aminay kanefa moa nifanena indray izahay taty aorina ka lasa niaraka.Efa vita soratra ara panjakana izahay fa kosa izaho mitady hiroso amin'ny fanamasinana kanefa ilay olontiako taloha tsy mety afaka ao antsaiko

[Ainakelly] - Mba mitady toerana tsara azo handehanana mampiaraka eto Tana sy ny manodidina. Omeko credit zay manoro toerana tsara. Merci

Pages