Vous êtes ici

Tsy andrehitra adim-poko sanatria fa mitodika @tsika samy malagasy maneran-tany na avy afovoany na avy amorontsiraka.Fijery tsapako ho tena isany mbola mampitarazoka antsika malagasy izy io na ny andaniny na ny ankilany de samy ahatsapana izany indrindra moa hoe cÇďtier sy merina ary ts mety azoko hatramin'zao ny anton'ny mbola mampirafy ireo fiaviana roa ireo. Aleo ny expǸriences nianako ary mbola hiainako no tantaraiko eto de anjaranareo manao tǸmoignages manaraka. Ra soavaly za tsy azo lazaina pur sang Đ???

Salut e, nankaiza ilay resabe fa voafafa? Ity misy groupe e! Voil… quoi, ce qui va nous faire du b‚n‚fice dans le futur. Y a moi, Bruce et Shinato + d'autres moins connus pour le moment! 15 membres actuellement fa je vous invite hoe hiditra ao. Ciao les gens.

Ny kung fu Malagasy WISA dia nentin'i SIFU RAKOTOARIJAONA Pierre Miza‰l teto Madagasikara nanodidina ny taona 70 sy 80 ary nahazo ny fankatoavana hijoro ara-panjakana ny 10 Oktobra 1980, ary nanao ny fanazaran-tena teo Behoririka. Niroborobo fatratra ny WISA noho ny fitiavan'ny tanora Malagasy ny filozofia nampianarina tao ary tafakatra hatramin'ny 5000 teo ny mpikambana ka nahatonga ny mpitondra tamin'izany nanafika ny kung fu fa natahorana ho fanjakana kely anaty fanjakana lehibe.

Mba lazao hoe aiza avy ny dojo eto Antananarivo hitanareo sy fantatrareo!

Pages