Vous êtes ici

Salama daholo,Efa dia mandroso dia mandroso tokoa ito kolotsaina Geek ito eto Madagasikara ary dia efa maro tokoa ny olona azo antsoina hoe Geek gasy, betsaka moa ny olona passionn‚s amin'ilay tontolo ka dia namoronana emmission amin'ny TV mintsy ara ho azy ireo, efa nisy ihany taloha ireo evenements natokana ho azy nefa dia miroborobo tokoa izany ankehitriny. Ary mivoatra sy mivelatra hatrany koa ny malagasy amin'ny sehatra maro toy ny ara technologika (resaka web,sns...) ary tsy mitsanga menatra manoloana ny vazaha.Mba misy Geek ve ato amin'ny Forum? :)

Miarahaba,mba tiako ampita eto izay hevitsika mikasika ny fady @malagasyohatra : -tsy mandaka rindrina fa mahafaty renibe : tian'ny ankizy ny renibeny ary tsy fony saingy ny tsy handoto rindrina na hampirodana azy no tanjona-tsy mamoka vola/fako @hariva: araka ny lamina araboajanahary ny biby rehetra dia managona ny atoandro ary vizaka ny nanagona ka tsy andeha ho ariana izay nisasarana -vehivavy bevohoka tsy mahazo madika famaky : satria raha ho voahitsaka ilay taom-pamaky dia ho voa ny lohan-jaza

Mpanoratra no nahafantarana azy kanefa mba liana ny tenako raha nanao tononkalo koa i E.D Andriamalala.

Salama daolo,sao mba misy mahalala ny toerana misy ny Librairie de Madagascar eto Tana , le teo @ Arcade Analakely,fa ef tsy eo intsony manko izy io kanefa mba nisy document hovidiako zay tao,de misaotra mialoha.

vao avy nankalaza krismasy zao ny kristianina sasany, iza avy ireo fiangonana kristianina tsy mankalaza krismasy dia inona no antony?inona avy ireo tsy itovian'ny fiangonana kristianina?

"Ny kabary hono tsy mihoatra an'Ambohimanarina"ary tsy tokony handray fitenenana sy hikabary raha tsy efa mipi-boloka tonga rey olona ny fotoana, ka te hianatra handaha-teny amin'izay ny tenakoka aiza no tsara :ankoatra ny FIMPIMA

Manasa ireo olona mahay miteny italianina, tia an?Italie na koa mbola vao d‚butante hanatrika ny rencontre n?ireo malagasy na teratany italianina ao @ Chalet les roses tsy lavitra an?Antsahavola isaky ny @ sivy ka hatr@ 11 ora maraina.

Mba te hividy appareil photo professionel aho ry reto ka aona no ah afantarana oe tsara ?!

Manahoana daolo,Misy olona anakiray zay nitaraina hoe leo an'ireo lelahy tanora sasany izy satria hono ankizy miala sakana ry zareo. Ahoana kay zany ?misaotra

Resaka tatoo's art: aiza na taiza no hitanareo nahay? Inona no antony hanaovanareo na tsia? Sao mba misy manana contact na exp‚rience ho zaraina mikasika ny tatouage eto Madagasikara.Mankasitraka

Pages