Vous êtes ici

[sam] - Quelle branche d'art vous passionne le plus? Ou que vous aimeriez maitriser le plus ?

[ma ] - Ianareo ve mba tia mijery film gasy ? inona ny karazana film tianareo ? Manaraka novegasy ve ianareo ?
amin'izao fotoana izao dia efa mitombo tsikelikely ny cinématographie eto madagasikara.
Efa manomboka matihanina koa ireo mpanao sarimihetsika.

[ma ] - Ianareo ve tia mamaky boky ?
raha eny , inona ny boky famakinareo ary ny auteur ankafizinareo ? version electronique sa version papier no tianareo kokoa ?
Raha tsia, inona ny antony ?

[Andry] - Afaka mi-recommander studio d'enregistrement professionnel eto Tanà ve ianareo ?
Studio diffusion : http://www.studiodiffusion.com/topic/index.html
Io ihany zao no fantatro.

[Ranoro] - Aiza no misy ecole de dessin eto amitsika, indrindra ny fanaovana dessin murale sy sur toile fa mba liana amin'izany!? merci

[Holyart] - Itako tena mirongatra amin'izao ity asa momba ny photographie ity ary tena mande tokoa ilay izy! Ny hany tiko resahana dia hoe , mb olona matihanina, passionné ve no manao io asa io amin'izao sa olona tia vola fotsiny! tena samy hafa mantsy ilay izy! ny vola maha jamba fa ny passion kosa manosika hanome ny tsara indrindra avy aty amin'ny tena! Izaho manokana aloha dia passionné e, ary te hianatra momba an'io asa io! koa raha mba misy mahafantatra école mampianatra anio dia mba atoroy azafady !

manahoana daholo,mitady olona mahafehy tsara ny fampiasana pendule aho , eto Tana. Misy fanontaniana ilako valiny manko dia ny pendule no azo atao ihany koa amantarana ny valin'ny zavatra tiana ho fantatra.misaotra betsaka

TOUS LES MALGACHES SONT INVITES :

COMMUNIQUE DE PRESSE
Cet événement est une première mondiale, KIDO est le premier art martial
interne français.
Inauguration du DOJO KIDO, Samedi 16 juin 2018, au 945 Bis route de Baduel 97300 Cayenne, à
20h45.
KIDO, art martial interne, à visée de tranquillité.
DO la voix ou le chemin, entre autres.

Lava , izahay tsy namaky. Fa efa mba nanokatra.Tsy mampi-te hamaky izay izy tsinona koa !

Ny firenena mandroso dia ireo izay —manaja ny sotoavina nolovainy tamin'ny ray amandreny na ny razambeny ohtra ny sinoa

Pages