Vous êtes ici

Araka ny hevitrao ?
Mbola maro ve ny mamonjy toerana famakiam-boky ankehitriny?
- Mbola manandanja aminao ve ny mikaroka sy mamaky boky ankehitriny?
- Mbola manokana fotoana hamakiana boky matetika ve ianao?

Par : tif
Amiko dia mbola manan-danja
Amiko dia mbola manan-danja ny famakiam-boky,na dia misy aza ny fomba hafa amakiana boky @alalan'ny fitaovan-tserasera dia tsy maharitra mamaky ela,na ny maso mijery ny écran fotsiny.Fa mbola malaky kokoa n famakiako azy rehefa boky.Sady mampianatra ihany koa izy.
Par : pi
Ny ankabeazan'ny ankizy otrn
Ny ankabeazan'ny ankizy otrn hitako tsy Dia tena liana intsony n'a izaho arany fa otrany efa vitan'internet sns d adino....taliuh nefa obligatoire n miditra membre bibliothèque sy ny fandehanana CCAC zao otrny efa tsis intsony
Par : rn
Ny mpianatra aloha no mbola
Ny mpianatra aloha no mbola mameno ny bibliothèque satria toerana mampifantoka kokoa @ lecture ny sady ahitana ireo boky ilaina @ fianarana......taminay aloha dia tany no namaky gazety na somary tara aza.....voavaky daholo miaraka @ magazines ....fa misosa be ilay fianarana rehefa mahita illustration....t@ boky dia nampiasaina
Par : ma
Soso kevitra iray ireto nmisy
Soso kevitra iray ireto nmisy toerana biblio ahafahantsika mamaky boky -Cidst TSIMBAZAZA -Centre Analakely akaikin'ny Cathédrale FJKM -Tranom-bokim-pirenena AMPEFILOHA -IFM analakely -Aft ANDAVAMAMBA -Cite AMBATOROKA (ilay tao Ambatonakanga taloha) -CDI INFP MAHAMASINA -CMDLAC ANALAKELY
Par : julia
Efa nozarina atramin'ny
Efa nozarina atramin'ny fahakely mandeha famakiam-boky. Itako nanampy be t@fianarana sady fialam-boly. Hafa mihitsy izany mamaky boky izany na misy aza ny internet sy e-book. Ao ny mahasoa, ao ny mahafinaritra. Tany mihitsy aza moa no nahitana ny silam-panahy
Par : Anonyme
Tia mamaky boky! Sady manana
Tia mamaky boky! Sady manana bibliothèque ato atrano, ahy irery. Mbola mividy foana isaky mandray vola...mbola hividy foana. Tsy tia mivoaka raha tsy Antony mazava toy ny asa sns, ankoatr'izay Dia ato atrano mamaky Boky, ny namana rahateo mpamaky Boky avokoa ary manana fikambanana olona Tia mamaky boky sy mizara ireo tombotsoa azo amin'ny famakiana Boky eny amin'ny sekoly (initiation à la lecture, orientation, témoignage)
Par : Anonyme
Tia mamaky boky! Sady manana
Tia mamaky boky! Sady manana bibliothèque ato atrano, ahy irery. Mbola mividy foana isaky mandray vola...mbola hividy foana. Tsy tia mivoaka raha tsy Antony mazava toy ny asa sns, ankoatr'izay Dia ato atrano mamaky Boky, ny namana rahateo mpamaky Boky avokoa ary manana fikambanana olona Tia mamaky boky sy mizara ireo tombotsoa azo amin'ny famakiana Boky eny amin'ny sekoly (initiation à la lecture, orientation, témoignage)
Par : girl
Ny ankamaroan'ny tanora efa
Ny ankamaroan'ny tanora efa tsy liana amin'ny boky izany intsony,ny ankamaroany matoa mamaky boky dia misy manery izay izy ankolaka na mivanatana,ohatra hoe ny any ampianarana ohatra. Ny bibliothèque amin'izao efa lasa fampiarahan'ny sipa sy bandy kely sisa
Par : fyy
ie,mbola misy tsara
ie,mbola misy tsara ie,mbola manadanja ie,mbola manokana fotoana hatrany Ny famakina boky dia zava-dehibe hatrany eo @ fiara-monina. Ary ny boky tsirairay dia samy mitondra voka-tsoa hoan'izay mpamaky azy .Marina fa mitaky fandava-tena fa tsy fandanim-potoana kosa nefa. Noho izany, na misy aza ny fivoarana teknolojia ; mbola betsaka ireo manome lanja an'izany famakina boky izany
Par : girl
Ny olona eto mada mihitsy no
Ny olona eto mada mihitsy no tsy zatra mamaky boky ko! Mijery titre gazety ftsn ary de lasa Nefa tsy fantany fa: Les livres nous obligent à perdre notre temps de manière intelligente.

Ajouter un commentaire

2 + 13 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.