Vous êtes ici

Salut e, nankaiza ilay resabe fa voafafa? Ity misy groupe e! Voil… quoi, ce qui va nous faire du b‚n‚fice dans le futur. Y a moi, Bruce et Shinato + d'autres moins connus pour le moment! 15 membres actuellement fa je vous invite hoe hiditra ao. Ciao les gens.

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Izaho aloha dia tena mpamaky BD fa ny frantsay dia tena fakantahaka mihitsy. Mba tsy hanimban'ny any ivelany ny march‚ n'izy ireo dia alefany marobe eny @ tsena n'izy ireo ny style vahiny saingy ny dessinateur frantsay ihany.
Any andafy amin'izao dia be dia be ny comic boky frantsay, ny manga frantsay ary ny BD western r‚aliste fa tsy humouristique ohatran'ny Lucky Luke an na dia efa lavitra @ p‚riode western spaghetti aza isika.
Efa tsy misy firy intsony any amin'izao ny BD humouristique.
Tena efa lavitra an-dry Gotlieb sy ry willem ary ry Wolinski.
Na ilay Lucky Luke nivoaka farany iny aza toa efa style hafa mihitsy lasa tena critique na soci‚t‚ juive misy amin'izao ary tena mirona be amin'ny jiosy mihitsy.
I Jul ilay mpanao sary namoaka an'ilay silex in the city moa no sc‚nariste n'iny Lucky Luke farany iny ka tsy nahagaga loatra fa enarque ireny ka politique be ny BD any. Imaginer o hoe Pov mamorona BD dia asiany mormon ny personnage ao anatiny na i Nary dia ataony handicap‚ koa ny personnage principal.
Ny comic boky anie ry zareo tsy voatery super h‚ros foana e! Fa style na BD amerikana! Na ny cadrage, na ny fomba fitantara na ny personnage dia miova daholo! Dynamique kokoa ny personnage amerikana! Haingana be ny fizotran'ny tantara ary ao anaty planche iray dia mety misy action maromaro mifanaingina ary tsy voatery mijery hatrany ambany ny mpamaky vao mahavita mamaky ny page iray.
Ny olana amin'izay angamba dia rehefa hametraka scŠne suspense dia atao ahoana.
Voatery atao verticale daholo ve ny cases sa atao gaufrier ny planche?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
comic-san<< Aiza le vendra ty maka tahaka comic zamerika O. Oui niasa tao @ marvel lery fa efa nalaza be tany eropa de natsoin'i stan lee hanao an'l surfer d'argent . na ny amerlok azy nivavaka t@ stila moebius wa. Satry taty aorina de ni inspiraka t@ stila moebius ry zalah. Bdiste nivavahan'ny japs sy amerikanina mitsy moebius e, stila franco belge io an. Mikiazaki manga be aza nivavaka t@ giraud mitsy e, otran'ny Andriamanitra kely mitsy ingahy Giraud stila franco belge no handraisan'ny dessinateurs manga an'i lery tany aminy.

Ilay bd an'i Moebious arzack iny aza moa nalain'ny amerlok tahaka mihitsy t@ le film avatar .Ka iza no mafy be ny stila franco belge sa amerlok aza e...
Zany no midika fa stila franco belge de afaka mi s'adapte n'importe quel stila.

tairo ho jerenay ny fahalalan'tena ny histoire ny bd aza e.Zay koa tsy mitsoaka fa tairo.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Comic san

He ho !Gerald Parel, Olivier Coipel, Stephanie Hans de formation franco belge, fa antsoina miasa ao @ marvel, donky stila franco belge afaka mi s'adapte comic. Jereo tsara ny stila bd vaolohany fa franco belge
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
ary hery shinato de fan'art io faona no hitako mandehande @ facebook ao, aiza le bd jerena e. Ndana mamaoaka bd ho jerena fa tsy anaran'oul ity no hizestiavan'lisany eto e.
Zany fan'art zany mora atao, singan'kelin'ny fianarana dessin zany, ary hafa ny atao we bd.

Ary aza hadino fa ny discipilne ny marvel de henjana be an, tsy maintsy mahavita pilansa 6 isan'andro fara fahakeliny, de hitako e raha mahavita an'izany.

Anakiray ihany ny mpanao bd eto afrika no ni recruter ny amerlok nanao comic de tsy iza fa pat masioni.Reny aza style franco belge be koa nalain'i amerlok koa.
Ka izay no hilazako hoe afaka manao style ze tian'lah ny bandy manana base na dessin franco belge.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Aza vendrana hoah! Franco belge a franco belge, franco belge no mba fantatra fa tsy hay akory! Nanao style franco belge ko zany le bandy asiatiques japs sy sinoa ary indonesiens be de be miasa ao am marvel reo le manao style avy any aminy mihitsy? Fa rehefa tsy mahalala ininona de tsy miteny fa mampiseho adondronana. Mahamenatra! Ndeha miala tany!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
comic_san<<<Jereo fotsiny fa de resaka gidraka sy fantajahan'ny amerlok ny akabeazan'ny superheros taorinanan'y 2 eme gera modiala ireny.

Fa tsy de misy fahendrena sy fampianarana firy ao anatin'ny comic superheros fa mampiseo ny herin'izy ireo fotsiny.Zay. Fa ny bd franco belge azo hisafidinana mitsy ze tian'lah io.la no vendrana voazanaka ra-tsaina wa ra comic sy ny n******* fa ahirato ny saina.Ra mafay be lisany manao comic reo tsy efa ela ve no nahazo edition e, fa aiza hatramin'iizao.Ireo manao stila fraco belge ihany no efa lasa lavitra zao eto @ tanana. Elah ve gasy petaka io de hanao kolotira amerlok be io, ny any aza tsy hitany ze hanaovany azy.Ny eto anefa ny sujet boboaka be azo raofina @ sobika, ry zareo aza mitady mafy inspiraka bd eto afrika sy gasy, elah misisika makany @ dry zalahy, efa lany inspiraka @ sc‚anriii. Tsy elah ve no vendrana mouhahahah
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Ataovy ary ny franco belge manao salaka e! satria hoe franco belge misy isafidianana. Pfff! Ny comics ary tena symbole de m‚taphore mihitsy ny personnage tsirairay ny an'ny Marvel sady misy profondeur tsara na toetra na tantara niandohany.

Jereo fa mbola blocbuster na grosse production hollywoodienne no mifinancer ny adaptation bd franco belge ho film, exemple "Les Schtroumph" satria maninona? Valalan'alika satria ny belge sy frantsay miezaka manakatra ny Hollywood resaka cinema de io alaindry zalahy amerikan io. Luc Besson zao miezaka be am le film nalaina tamin'ny bd an i Mezieres le Valerian iny fa vao mivoaka de efa be mpanakiana be hoe tsy alehany, ary ny mpanakiana dia ny frantsay ihany sy ireo francophones miseho puristes.

Ary elah no tena hita hoe voazanaky ny franco belge satria de manindraindra be fahatany fa sady mapme be ly planche hitako ireny tam mbola bandy kely reny tsika, miezaka manao mampihomehy fa e e e e. Super hero belge hono hahahaha! Super h‚ros any anaty comics zany no azo resahana fa tsy any anay bd francobelge.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
he zany izy hoe financer ny amerlok, le bd franco belge midika fa favy zany le bd franco belge. Efa nolazaiko io nge le izy e, an'azy ny tanjaka ara ekonomika fa tsy we izy ireo no mafy be.matoa nalaina financer na de midika fa henjanaa zany le bd schtroump franco belge.
Ny manakiana tsy maintsy misy foana ry lery e, tsy izany akory no milaza fa tsy favy le bd fomban-javatra io.
MeziŠre nanao an'i valerian iny zao efa science fiction ta@ taona 70 tany ho any, nakan'ny amerlok inspiraka t@ bd io.Io tary io rahateo olona akaben'i moebius be io asa fatatr'elah izany.
Tohizo le comic ry mafy loh a, ho hitako eo raha ahazo edition.
Nena ny nakako inspiraka de franco belge ka hanin lah .Ka in aloha no olona raha ataoko misalaka aza le bd ako e, zany no tena gasy kou, ny razamben'elah nge leity ka nisalaka e, sao tonga lasa nanidina otrany superheros ny razambe-lah. Ambanimbanio ihany wa le gasy kely, fa reny bd misakaka ireny no tena tsy misy mpanao e, reny no mety mande @zao, na de mbola tsy nanandrana aza aho, fa mety ho ataoko koa refa taitra ny lohako.
Ary iza kou mou ela no miseo mitsatotsatoka mahalala ahy @ ity we nanao pilansa t@ mbola bandy kely ??? Zah tsy mahalala an'lah fa zah kos tonga de manindrry eto we zany comic amerlok zany tsy ahita edition zany, bokon'ozatra daholo sy manitsitsidina sy fijery masiaka zany daholo no hitako maro @ bd an'ireo. Tsy tafa @ io elah fa aza de be mokondoha wa, ho jerentsika eto ary. Ary zah tsy handany andro an'elah eto tsony fa iny kou zany no tsy hita e, miresaka @ oul adala sy marary saina fa refa voadona any ho any angamba vao ahatsiro saina.Bay tany
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Miombon-kevitra @ comic san aho hoe misy BD comic fa tsy bokon'hozatra ary tsy super h‚ros.Vakio Face au mur sy Blacklist fa comic ireny nefa tsy bokon'hozatra.
Fa na izany aza ny style franco belge mbola be mpitady saingy azo atao tsara ny manandrana mi adapter ny style @ tanjona tiana hatongavana.
Amiko angamba safidin'ny dessinateur tsirairay io.Misy Moa manadrana manao manga ny sasany satria te hiala @ style franco belge.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
comic_san

ela no tena dondrona sy vendrana no tsy ahazo de ahazo resaka mihitsy fa be mokony eto e.Io efa averin'elah io fa na ry zareo amerikanina aza mahita fa ny bd franco belge no izy, matoa alaina atao cinema sy hakana inspiraka, tsy azon'le vendrana ity mihitsy ny tian'le akama io lazaina, satry ny azy de efa fanatisma comic concan sy superheros lery io.
Ary ahoana moa no hilazan'elah fa manambola ny frantsay ??? Diso be mihitsy io ry lery e, ny frantsay de crise be eo @ lafin'ny cinema , ny mamatsy sosy an'ireo mpamokatra cinema any de ny fanjakana frantsay, samy hafa be @ ry zareo amerikanina zay.Zay zao de hita hoe tsy mahalala new elah fa de resaka fanatisma fotsiny no tsy mahalala nininona mihtsy e,

Ary anga leity rehefa misalaka le bd de hoe ratsy ???? Io de arakaraky ny sc‚nario io ry leity e. Ary tsy ny stila comic lah io ary ve no tena efa hita matetika @ bd eran-tany miaraka @ manga e.Tsy azon'elah na modian'lah fanina na tena efa tratran'ny fanatisma l
ka tsy te ahalala mitsy le resak'ilay akama io hoe ny stila franco belge de afaka hovana stila ho an'ilay dessinateur manokana, fa ny comic de tonga de hita hoe comic amerikanina be mihitsy e

Hodor

marina fa misy sujet hafa ny comic fa ny 95% de bokon'ozana sy superheros daholo na heroIc fantasy no betsaka @ ilay fomba fijery mamono lolo sy muscl‚. Ary ny avantage ny style franco belge dia miovaova ny anatomie ary naturela fa tsy exagerer na ohatra ny taon'ny bd comic amerikanina

De ohatran'izany koa ny manga, gros yeux daholo ny akamarona ary io no mapiavaka an-dry zalahy, f'angaha gros yeux daholo ny olombeloan ??? Ka io tsy afaka hamoronana stila mihitsy ho an'ilay dessianteur manaokana fa tonga de hoy ny olona hoe japs zany kle.

raha tena mahay elaisinay tia comic amerikanian ireo tsy efa ela ve no nahaezo edition e, fa tonga de hoy ry zalahy hoe inona ko itony stial efa fahita amarikanian be itony, ny azy aza efa feno tsy hita izay anaovan'azy, koa handany vola haka elah eo izy. Mila stila tsy fahitany ry zalaha fa aza vadika indray hoe ilay bandy mi inspiraka stial franco belge indray no hoe efa fahita, contraire izay no tsy ilay dry zalah any. Matoa nahita edition ireo ni inspiraka franco belge de tsy ilain'ny mpanjifa any ivelany izany le bd an-dry zalahy.

Pages

Ajouter un commentaire

1 + 13 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.