Vous êtes ici

Salut e, nankaiza ilay resabe fa voafafa? Ity misy groupe e! Voil… quoi, ce qui va nous faire du b‚n‚fice dans le futur. Y a moi, Bruce et Shinato + d'autres moins connus pour le moment! 15 membres actuellement fa je vous invite hoe hiditra ao. Ciao les gens.

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Oay toa najavona ilay resaka religion teo ??? Mormon angaha ity moderatera ity houhouhou. Nefa interessant b izy teo an.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Mety ho an'ny malagasy ny gazety Ngah, feno bd ao anatiny ary misy roman photo mitsy aza.

Zah mbola tsy haiko ze sc‚nario an'ilay Nary fa ny efa hitako d ny an'i Rafaly, tena manatalenta io ranamana iray io, ary tena henjana be mihitsy ny sc‚nario any, fa tsy azoko hoe nitady sc‚nariste nedala nefa tsy mila fanampiana sc‚nariste izy io raha ny tena marina fa afaka ataony daholo na dessin na sc‚nario. Fa zao kosa anefa mila hatao traduction fotsiny ny sc‚nario ny de mande io, zay fotsiny angamba ny lesoka @ io tary iray io.

Ra vao tafa ty rafaly de manolora prozatra manokana ty, de mitadiava tary mahay mandika teny frantsay ny sc‚nario an'ty fa manjary exploiter n'olona fotsiny eo ty an.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Aza ataon'olona tohatra fiakarana tena Rafally e. Marina mihintsy io lazain'i Traducteuur io, mitadiava olona mahay mandika teny frantsay, na karamain' tena aza fa aza manaika ataon'ny olona tohatra fiakarana.
Mbola akamatatra mantsy hatramin'izao ny momba ny sc‚anari an'io Ranary io fa ny hitako aloha dia tsy dia mahavoa loatra izy eo @ lafiny sary.Mety any @ karikany angamba, nefa raha oharina an'i pov elys‚ riri, rivo ratremba, zokimalala sns.. dia mbola tsy dia fantatr'olona loatra izy io, ka hany ka mila olona efa malaza izy ohatran'i tena ahafahany misongadina.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
hodor

Diso adiresy enao, fa i didier mada bd isaky ny mamaoaka bd any ivelany de avaokan'ny gazety aty.Any ivelany angamba enao io no mipetraka matoa tsy mahalala an'izany.Vao nivoaka ilay even iny de navokan'ny gazety taty, na ilay tom2 iny koa aza. Aza de mamorona tompoko fa tsy misy zanak'ikala hafa izany. I Didier mada bd aza nahazo interview t@ gazety en ligne madaplus mihitsy. Aza aratsinareo ny zournalista fa mba manao ny asany kosa ry zareo e.
De inona no soa azonao @ fampiadina ataonao entre n'i zournaliste manao ny asany sy ireo dessinatreurs ???
Tadidiko mihitsy fa nahazo prix tany ivelany izy dia avokany gazety taty koa. Na ny gazety eto na any ivelany dia samy namoaka ny momba azy daholo na magazine na gazety tsotra sns..Fa tsy hoe tany ivelany fotsiny ihany.Aza mampiady olona fa tsy mety e.

Ny momba an'ilay hoe ahilika ny any @ faritany.Tsy misy manilika izany fa ianareo any no tokony mihetsika ahafantaran'olona anareo,ohatra'ny ataonay eto tana koa e, angaha io tolorana fotsiny @ izao fa mila ezaka koa.Manana ny tombony ny eto an-drenivohitra satria capital, fa mila mihetsika koa ny any @ fartitany raha te ho fantatr'olona.Ny any diego izao io efa mihetsika io, mandroso tsikelikely eny isika.

tsy tia tiako loatra ilay ohatran'ny taibava hoe Nahazo prix nokarakarain'ny amerikanina i Nary dia nitanatana vava ireo boaikelin'i Tana. Tsara ny nahazoany prix fa tsy izay kosa no hanambonian-tena hoe tena mahay be izy e.Ny an'i pov aza efa prix firy izay no azony na teto na tany ivelany. Ndao hoe isaina ny prix azon'i Nary sy i Pov ho jerentsika ary e. Any no ahafahana hoe izy no tena mahay, fa tsy hoe prix iray akory.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Misy BDiste iray izay no hitako fa tena mafy be raha resaka sc‚nario sy dessin.
Tsy manonona anarana fa indice fotsiny hoe tsy bandy avy ao Tana leiry.
Efa malaza be anie hoe tia vola sy tia tena be ny BD iste ao Tana e.Ary ny systemen'ny ‚diteur vazaha anefa dia tsy maintsy mizara ny march‚ raha dessinateur irery no manao ny sc‚nario sy manao sary ary mandoko dia tsy mety amin'ny vazaha izay.Dessinateur coloriste mety mbola tafa fa raha vao ankoatr'izay tena hozatra be.Misy karazana BD mifidy sc‚nariste ary misy indray mifidy dessinateur.Ohatra:Tsy niakatra ny c“te n'i Lucky Luke raha tsy nisy an'i Gosciny.I Morris no sc‚nariste sady dessinateur tany amboalohany fa efa en panne ny inspiration ny dia naka an'i Gosciny izy no sady eo koa ilay fotoana e.
Raha olona telo mifarimbona mamoaka BD iray malaky kokoa noho ny olona iray na roa minetrika BD iray.Sady raha s‚rie tsy maintsy Mila sc‚nariste.Ny sc‚nariste ilaina hampandeha ny tantara ary ny dessinateur no ilaina hampandeha ny album.
Na io bandy lazaiko io aza dia anatin'ny miketrika BD vaovao leiry fa tena secret d‚fense mihitsy ary hafa ny sc‚nariste ary hafa ny coloriste.Nefa leiry bandy crack be an.Tsy tononiko ny anarany.
Tsy adala i Pov naka an'i Dwa hanao album.Tsy adala i Tojo naka an'i Motus.Na i Didier Mada aza mbola naka sc‚nariste vazaha nefa leiry iny koa tena henjana an.Aza diso matoky tena loatra eo amin'ny fiainana fa mba Maka lesona @ hafa.Tandremo koa fa ny vato natsipin'ny mpanory trano no Lasa fehizoro hoy izay akama ilay tena mesia izay fa tsy ilay tsaratsara...
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Sipermamo
Ny fitanterako ny bio n'i ngah Nary teto akory dia tsy fanindrahindrana olona azafady indrindra.Fantatro tsara i Nary nahatonga ahy namoaka an'iny ary mba aoka ilay complex‚ fa na loka iray ny azony na firy dia Azy zany.Ary ny an'ialahy mba aiza?
Raha vao miresaka kely eto dia misy mamadika zavatra hafa foana.
Ho hitako ialahy tsy hitelin-drora rehefa mivoaka eo ilay chapeau noir io.
Traducteurr
Manandrama ary ialahy hoe mamoaka BD dia Maka fotsiny traducteur dia manatona ‚diteur dia ho hitantsika eo.Farahaingo anie matoa sahy mandeha irery dia efa fantany ny karazan'olona hividy ny bokiny e.Ary tsy ialahy izay be fialonana kely io no andrasany amin'izany.Aza afangaro ny vitsika sy ny p‚trole dia tafa koa lisany e
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
ra mbola tome 3 zany mbola mety tsy afaka miala , nojereko tao @ blog n'i didier mada fa toa tome 6 ny contrat hiarahan'i lery @ l sc‚nariste ny io @ le editera. Io nge mety arakaraky ny contrat e, mety tsy afaka miala tout de suite. Fa refa avy eo vao mande irery.
Araka ny henoko de tou hoe naiky edition gl‚nat sy casterman no namoaka le even, fa tome 2 ihany fa toa tsy nety izy mitsamy, satry mantsy ny editera @ zao tsy mamaoka s‚rie vaovao izany tsony fa tonga de on shot na roman graphique daholo satry ny mpmaaky tsy mahandry intsony le bd mifampitohitohy, io l effet manga eee, le efa zatra miandry 1 mois fotsiny ny mpamaky, sady resaka commercial ahazahona vola haingana koa.

Io dihan'i didier mada io de otran'ny nataon'i hermann, marini, moebius, henki bilal sns... Efa hitan'i lery fa tsy ho tafa izany ra mande irery de naleony niaraka @ sc‚nariste aloha. Sady eo koa ange no tena ahitana hoe henjana enao e, satria olona roa na telo no manao prozatra ary tsy mora izany @ karazana toetran'olona sy fitadiavana marimaritra iraisana. A@ zao fotoana lasa namoaka bd irery i marini, hermann moebius bilal kanefa mbola nitohy ihany anefa ny fiarahany @ sc‚nariste.

Io zany mou de safidy, fa matetika de ny fiarahana sc‚nariste sy dessinateur no tena hitako tena matotra kokoa ny asa. Na izany aza anefa de amiko de ny dessinateur no tompon'ny teny farany eo @ fanapahan-kevitra, satria izy no mahita ny logique graphiquement ny tantara. Ary tokony hanaiky an'izany ny sc‚nariste.Afaka manome toro-hevitra izy fa tsy voatery hanaraka an'iny ny dessinateur.

Ary in moa no tian'leity @ le hoe mangalatra sc‚nario an'olona ????? tsy azoko. Ny BD hitanao rehetra mivoaka ireny ange ka mifaka tahaka maka insiaraka daholo e, fa ny toerana sy ny sujet fotsiny no tsy mitovy.I Greg ohatra naka insiraka herg‚, Dufaud naka inspiraka van hamme ssns.. Ary io tsy maintsy otran'zany foana io vao lasa mahita ny fobma fitantara anao manokana
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
ben amiko afaka mande irery ny dessinateur, ny sc‚nariste fotsiny tsy afaka manao dessin, raha tsy hoe efa dessinateur izy.
Io zavatra natao mba ahatafavoaka hainga l bd fotsiny.Fa ny dessinateurs afaka mandoko sy manao tantara. Boint barre.
Asaivo ataon'i Nary irery ange io sc‚nario chap“ noir nataony io e, de ho hitako ra eken'ny editeur, sy projet any, Ny lecteurs ny sary aloha no jereny voalohany indrindra vao mitsara any tantara izy. Okay .
Ndana mitady traducteuu ty rafally fa ty henjana be io ve ho very eo e... Manaova projet hafa ohatra vao mivoaka io bd niaranareo sy Nary io. Ty koa spida be manao bd tsy misy hatahorana. Ataovy western manavanana an'ty ohatra satria manomboka … la mode zao ny western, fa tonga de mande io.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Baraingo
Fa izaho mba mamaky post eto fa tsy mba misy miresaka style na b‚d‚iste firy ato.
Ny fahitako ny BD gasy dia toa mijanona @style franco-belge ny ankamaroany.
Izaho anefa mahita fa ny BDistes frantsay efa betsaka no mirona @ comics book.
Raha vao ny style manko no miova dia tokony hanaraka koa ny sc‚nario.
Na ny BD vazaha nafarako avy any ivelany aza toa Tena efa BD ‚v‚nement daholo na resaka reportage BD.
Marina fa mbola maro no mihizingizina @ style franco belge toa an-dry Hermann fa tsy tokony efa ialana amin'izay ve io style io satria araka ny hitako dia Tena hafa ve mihitsy izao ny fomba fitantarana ao @ BD lasa ohatran'ny sarimihetsika mihitsy aza.Misy ny auteur mahavita manisy suspense sy violence satria tout est permis ao @BD
Ny ahy aloha raha mirona any @ comic book tsy dia mampaninona loatra fa ilay izy mety hivadika manga ity no mety hampanahy be ihany.
Dia ho Lasa be loha sy be maso daholo ve ny personnage BD gasy any aoriana?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Hiresaka stila v tsika e, zao no hevitro ary
stila franco belge ange zareo ka misy karazany ee, fa tsy otran'ny manga be maso be daholo. Ary ny stila franco belge de ny cadrage de otran'ny cinema koa toa an'i bd an'i moebius.Otran'ny cinema mihitsy ny cadrage, otran'zany koa nen'i delaby, petit queux, marini hermann sns.. Fa tsy ny bd comic ihany no maka inspiraka cinema.
Nivoatra ny stila franco belge nanomboka t@ taona 7o tany ho any ka i moebius no nanomboka ilay cadrage miovaova mba tsy hamonamonaina, de nanaraka koa ry, sepierri, milo manara, bilal; druillet sy ny hafa maro taty aorina.
Ny comics amerkanina de tsara dia tsara ny cadrage ssns, fa eo @ ny resaka gidraka lava sy manitsididina ity superheros ity no tsy avoazako loatra, aleko ny ahy mahita stila franco belge azo hisafidinana ny stila, ary mi sadapte tsara @ tantara rehetra na pays na aiza na aiza, fa ny amerlokk de resaka superheros sy le fomba fijery masiaka be sy gidraka be foana no betsak ao. Ary io stila comics io koa ange no ni inspirer ny manga eee, fa novainy be vaomaso be daholo indray., standard daholo ny stila.

Pages

Ajouter un commentaire

15 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.