Vous êtes ici

Salut e, nankaiza ilay resabe fa voafafa? Ity misy groupe e! Voil… quoi, ce qui va nous faire du b‚n‚fice dans le futur. Y a moi, Bruce et Shinato + d'autres moins connus pour le moment! 15 membres actuellement fa je vous invite hoe hiditra ao. Ciao les gens.

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Lasa alavitrabe isika mianakavy izany!

Lalina loatra ny fandotoana mpanao sary, aoka isika kosa tsy hankah…la fa namana daholo na Nary,P“v,Farahaingo,Dwa, Didier Mada, Didier maneva,Didier Ratsiraka, Didier de fort dauphin...Na iza io na iza io!
Ny teniko vazivazy hoe: "mainty" rafaly ve izay mino aho fa tsy ahatezitra azy akory ve no nanitaranareo resa-poko sy fiavina sns...eto?
Fantatro tsara Rafaly,bandy be hanihany ary tsy complex‚ amin'izay resa-pihodirana izany!
Tohizo ny dinika hanatsar…na ny BD havoaka eto an-tan…na sy havoaka any Hivelany fa mazoto hanjifa izahay,
misaotra tompoko!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Mister

Ianao ihany ange no nanatrafa hoe ovay ho hery shinato i Rafally @ t2 e, kanjo nitatra mainty sy fiaviana t@ farany lol. Avy eo mody mandamin-dresaka indray hoe fanatrao Rafally

Raha namanao v izy de hanome tolo-kevitra hoe soloy any io fa hery shinato no izy.tsss. Izany v no hoe namana.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Efa tsy resaka bd intsony ity fa tena lasa manao politika ny mpanao bd gasy. Mahay nareo ka
Fanina ny mpamaky @ zao hoe iza no tena milaza ny marina amin'ity raharaha ity.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Tena lasa haute politique mihitsy aza ity resaka BD gasy ity raha ny discussion mandeha ato an!
I Pov atsy Maorisy moa no voatanisa matetika. Olona hendry be iny, toa hoe Mormon mpivavaka be. Iny ve dia hanao politika?
Misy milaza koa hoe te ahazo nationalit‚ fran‡ais. Pff Resabe daholo zany e...
Mbola avoakako eto koa ny bio any fa mety efa fantatry ny maro angamba dia aleo tsy avoaka sao misy diso. Iza moa no tsy mahalala an'i Pov?
Fa ny bio an-dRafally angamba no andeha ho karohina fa leiry zao no r“le @ BD eto Madagasikara.
Izy ilay hamoaka ilay Chapeau Noir hivoaka amin'ity volana avrily ity. Album iarahany @ Nary.
Ny angatahanay amin'i Nary dia tsy hanaraka ny toro hevitra diso ataon'ilay Mister io hoe mila soloina Rafally @ Tome2. Izahay mpamaky aloha raha vao tsy Rafally no mitana ny commande n'io Chapeau Noir io dia tsy hividy intsony. Sc‚nario izany tsy ahoanay fa ny sarin-dRafally no tena revenay.
Na izany aza dia efa miandry fatratra mihintsy izahay mpankafy BD ahita an'izany duo n'ny pointure n'ny BD gasy izany. Nary sy Rafally.
Hanao fikarohana mihitsy ny tenako ahalalako misimisy kokoa momba ity BD chapeau Noir ity alohan'ny ivoahany. Matetika manko tantara hafa koa ny fiaingan'ireny album ireny.
Inona ohatra no votoatin'ilay Chapeau Noir?
Inona no nahatonga an'i Nary hanoratra an'io Chapeau Noir io?
Fa maninona no natao Chapeau Noir ny titre n'ilay boky?
Dia iza no personnage principal raha misy?
Io ihany ve ny projet n'ireto auteurs samy ngeza reto?
Ahoana no fomba nataon'izy ireo nahafahany ni r‚aliser an'ity Chapeau Noir ity?
Ary inona no antom-piainan'izy ireo ankoatr'ity Chapeau Noir ity?
Indray miseho ve ity Chapeau Noir ity sa tantara mitohy?
Nahoana no Rafally no nanao ny sary?
Izany rehetra izany izao azo ezahitsika ato tadiavina ny valiny.
Efa nisy nahavaly ihany ny fanontaniana sasany hoe Nary hono no nanoratra dia Rafally no notondroin'ny ‚diteur hanao ny sary satria Rafally nanampy an'i Tojo nanao ilay Tangala.
Nefa tsy voatery hiresaka foana an'ity Chapeau Noir ity isika ato fa mba ialana ny fandehanan'ny ady hevitra any @ resaka foko sy fihaviana dia mba samy mikaroka ny valin'ireo fanontaniana ireo isika e! Tsy pub akory an!Alefa ary...
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Naleo nangina kely aloha ary nandinika.
Dia mba nandeha nividy ity gazety N*** ny tena. Aleo jerena akaiky satria tsy mety ilay mitsara be fahatany.

Caricature noir et blanc somary gribouillage no ao (halavitra be any ry akim, blueberry, rahan, bob morane, ...). Hita mazava tsara ao olona misotro toaka @ tavoahangy. Misy mifoka sigara. Betsaka combat.
Ny theme moa dia action (film serie B raha any @ cinema) ary koa hatsikana. Misy koa fanitara-tsaina toa hoe: ny olona lava indrindra, bibilava natao kavina, resaka sucon, etc ...

Tsy nisy Benandro aloha tao eh.

Fehiny: varotra gazety no tanjona fa ny talenta sy ny ara-tsaina tsy dia ao loatra.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Gazetin'i NGAH!?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Vision-bd<<
ze filazanareo azy alou fa matoa mande de tian'olona zany le bd ao anatiny, ny ankoatr'izay de fialonana'ireo bandy tsy namokatra namoaka bd teteo.Iza no tsy nahlala fa cyble ny bandin'ny kiranjy bandy talou io gazety ngah io, variraraka mitsy ny fanaratsinaa ny tompon'io de i ratovohery tiana, de momba mitohy hatramin'izao io.. @ eso teny isan-karazany.

Nefa ngha moa nisy nhaalala n'izany tojoo sy rafally, rateher's sns izany ra tsy namoaka bd tao ry zalah.Tao no nahaton ga an-dry zalahy fantatr'olona
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
… horhorhor

Nisy post taloha (izay efa voafafa) nilaza fao ao @ io gazety io misy Benandro.
Mbola hojerena indray izany B“jy zany.

Ilay resaka mihintsy anie no misy diso ka mila hahitsy eh: tsy bede zany io !!!!!!!!

Aleo ajanona ilay famohahana anaran'olona fa manjary ohatrany lazaina fa martiora mampalaelo satria tsy tiany sasany. Rehefa le asa no tsy mahafapo de havadika resaka olona no olana. Qui s'excuse s'accuse !
Ny titre sy ny personnage fotsiny de ampy fa tsy voatery hitadidy anaran'olona.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Nofafan'le moderatera ndozatra ny nosoratako teto.Tsy mahatanty libert‚ d'expression tsy mahatanty democratie lol. Hoy aho we namaly an'i mpirevy bd we ny religion io indrindra no tena manao politika eran-tany.Io no fototry ny korontana eran-tany, n'importe quelle religion io an, ny fivavahana foana no atao alohan'ny zava-tra atao hanafenana ny ratsy atao. F'angaha raha we mivavaka de hoe anjely tsy manao politika.Ireo no tena mpanao politika gaigy lahy eto ambonin'ny tany, ary mnakotontana no fotot'y ny olana eto ambonin'ny tany

De namaly an'i vision-bd zah we tsy nisy niteny mitsy teto we tao @ gazety Ngah ny benandro no nivoaka fa tao @ B“jy tao fa aza mamoron-dainga fa za nanaraka ny fandehan'ny resaka teto.Sa pahana tsy de mahay teny gasy tsara ity ianao ity ra vision-bd, sa mody gisa fotsiny eto.

de hoy koa aho we lasa toa resaka Nary sy rafally lava ko no eto defa makalaza-tena sahady eto ry zalahy nefa vao album iray no mivoaka, mba asio fanetre-tena rangah fa na le album aza mbola tsy mivoaka akory de efa blablabala eraky ny vaza-mototra we senario etsetsa, sary etsetsa.Ho hitako eo ary ra tena hanjovaka ity vao album iray mivoaka ity.

tsika gasy wa raha hizesta de tena voalohany mitsy an...nen'olona efa album efa misy tome 10 vao mba aafka amba mizesta kely raha hizesta aza, fa de vao album iray de efa akoraina erak'ity forum ity.Lazaivo fa mialona ndrey zahay milaza an'zany...Mba ovay le toe-tsaina be zeta fa makaleo be ny mahity Rafally sy Nary lava isak'izay page mivoaka . Efa fantatra anieo fa izy roalahy ihany no tena manoratroratra eto e... tsss
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Fa manin kos ar no fafana izy ty e, adi hevitra mande tsara io.In zao no zavatra ratsy nosoratan'i horhorhor eo. Tsitako ze olana @io.

Pages

Ajouter un commentaire

4 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.