Vous êtes ici

Salut e, nankaiza ilay resabe fa voafafa? Ity misy groupe e! Voil… quoi, ce qui va nous faire du b‚n‚fice dans le futur. Y a moi, Bruce et Shinato + d'autres moins connus pour le moment! 15 membres actuellement fa je vous invite hoe hiditra ao. Ciao les gens.

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Aleo rangah avoaka daholo ny marina fa marina io lazain-dry zalahy io a.
Ny bandy mpanao bd gasy ao tana foana no resahana nefa betsaka no mahay koa any @ faritany.Monopoliser ndry zalahy fotsiny ny sehatra eraky ny gazety fa tsy mety mahazo avara-patana mihitsy izahay mpanao bd aty @ farittany ankoatran'io diego io ihany,fa maro ny renivohi-paritany hafa tena misy mahay lavitra noho ny ao tana ao.
Raha vao tsy miakatra ao Tana vao mba fantatr'olona.

Ireto avy zao ny avy any faritany hafa tonga tao tana vao mba fatatra ny asany:

Terak'i Fianarantsoa ireto:

Tagman, roddy, elys‚ ranarivelo , riri, Gilbert rakotosolofo

terak'i bira:

Tojo rabemanatsoa, Farahaingo, ireo mpanao bd maro n'i Ngah izay any bira mihitsy ny fohibeny.

I Nary Rakotobe io izao raha tsy nanao faran'ny hainy nanao hetsika tsy nisy nahalala azy mihitsy, soa ihany fa nisy ani Mamy Ravatomanga tompon'ny tv tao mahajanga nampiseo ny asany tao @ t‚l‚ tao. Ary soa ihany fa nisy an'ilay journaliste vaza tao @ express taloha Christian chadefeau nampiditra azy journaliste solo-tenan'ny faritanin'ny mahajanga, fa raha tsy izany tsy fantatr'olona ny asany

Ohatra ireo fa be dia be ny mpanao bd sy manatalenta any @ faritany any fa dia tsy omena avara-pantana mihitsy ry zalahy, fa monopoliser n-dry zareo ao tana fotsiny ao fotsiny ity taranja ity, na ny prozatra mafonja.
A@ izany anefa ry zalahy ao manasa ny lamba-malotony ato sy mialona izay mba tafavoka ao an-dry zareo ao.Tsy dia gaga aho raha potika tsy nisy intsony ilay bd gasy fa izy mianakavy mifanapotika ao,ary mbola mitohy foana izany hatramin'izao.
ity alban ratsivaka ity mihitsy no tena mahasorena anay ny fomba fihetsiny @ fahaizany mikritika ny asan'ny mpanao bd gasy nefa ny asany aza moa dia betsaka ny lesoka azo tsoahina ao anatiny ao. Izy rahateoa moa lava tanana ka misy azy daholo ity sehatra rehetra ity,sady tsy tia frantsay laoza tany izy io, nefa raha tsy nisy ny frantsay tsy tonga @ izao sehatra iraisam-pirenana izao ny bd gasy, xenophobe be io no raciste koa.

Aleo arangaranga eto mihitsy ny marina fa izao no atao heo lib‚rt‚ d'expression, Ny olona tsy mahatanty demokrasia no mamafa sujet ohatran'izao.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
In kou ty manoratra teny vazah ty leu hihhi, mnisy voadona tany ho any deu midelira @ teny frantsay t@ farany.Tsy mahatanty ny v‚rit‚ misy hihihhii. Mahita mano menace mitsy kouleu.hihh
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Ahoana tokoa no tsy resahan'i gazety mihitsy i zoky be Didier Maneva avy tany Diego namoaka bd tany frantsa. Magagaga tokoa a.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Suit blanc malgache <<<<
Tsy ny volo-koditra no inona fa rehefa mahay dia mahay.A@ nay dia mahay Rafally ka ialahy rasista io dia manaova raha mahay noho i lery.
Otrany nahazo an'i Rossy mpihira ihany ange zao no hanenjehian'lisany an'i Rafally e!
Henjehin'lisany otranin lery hoe bemaso ee, mainty e, be zesta eee, zany no lazain'lisany mianakavy teo.Ka iza no no rasista zah milaza ny marina sa ialahy isany manilika olona mahay sy mialona olona mahay, de ny volo-kodiny no hanenjehin'lisany azy.

ovay le toe-tsaina fa mirefarefa be mihitsy oooo.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
mandehandeha any angoulema ry zalah … la une ny gazety.Didier mada bd efa impiry tany angoulema sy festival maro b erak'i eropa sy afrika na amerika aza, tsy resahan'i gazetin-dry lerony, nefa io bandy io no nanampy an-dry zalahy t@ festival bd maro be teto an-toerana taloha, ary nahavita be t@ tantaran'ny bd gasy.
Ho hitako eo aza hoe resahan'tenisany @ gazety … la une i Rafally sy Nary.
Mbola tsy nisy bdiste g‚n‚ration an'i Rafally teto nahavita ny vitanan'i Rafally io.Na eny anelakela-trano eto Mada aza mahalala ny asan'i Rafally. Nen'-dry sleeping pop vao manao expo tsy misy dikany kely de atao interview sy matikambo eraky ny gazety satry zanaky ny mpanana.Nefa @ io ilay asa zero boriboty.
Elaisany eto tana reo ange zanak'i ny mpanana ny akamaroan'ireo bdiste ireo e.Jereo zao ny zava-bitan'i Tagman teraki fianarantsoa, zanaky ny mafy ady ireny sady niady zao tafita tsara nihoarany daholo ialahy isany.Jereo i Nary kilemaina ireny avy any anindra-tany, nefa mbola nahavita lavitra noho ialahy isay salamana vatana io.Jereo i Rafally, zanaky ny mafy ady ireny, mpanamboatra gateau ny asany taloha talohan'ny nanaovany bd tao @ Ngah, izao izy nahazo contrat edition any ivelanay satry nisy vidiny ny asa mafy nataoy t@ bd gasy teto. Jereo ireny farahaingo avy any Bira zana'ny kamboty mafy ady be ireny fa nihoatra t@ fiainana de izao izy tafavoka @ tee shirt de nahazo edition any ivelany.

Nefa inona no tena zava-bitan' i alban ratsivalaka zanaky mpananana mahitahita, mpanabaka boay kely, natositosiky ny havany tao, ny zava-bitany dia ny nampizarazara ny bd gasy sy ny fanambonian-tena no mpanavakavaka no tsy tia frantsay, hita izany @ fanehoan-keviny maro ao @ fecebook eo. Izao izy nihoaran'ny ireo nambakainy boay kely. Tsy misy atokona intsony @ bd eto tanana fa mpikarakara hetsika expo ambatonamelakafatra sisa no ataony.
Ry pov ireny zanaky ny mpanana ireny de niditra mormon, de izay no mahatonga an'io makalaza-tena eraky ny gazety, satria ao anatiny reseau ny multinational ao lery.A@ efa mihevitra ny hanao politika mihitsy,ary ao anatiny ao mihitsy moa @izao

Jereo i Tojo zanak'i bira tao anatiny vahoaka madinika, nihoatrta mafy dia izao tafa manao an'ilay bd tangala iny.

Ireo mpikarakara gasy bilina ireo izao olona zanaky ny mpanana daholo ireo nefa inona moa ny zava-bitan'ireo raha oharina ireo notanisako eo aloha ireo. Ny fisehosehona @ gazety no mahamaika an-dry zalahy, fa sy fisehosehona matikambo @ illustration @ fecebook sy miteny frantsay sy anglisy. F'angaha raha mahay teny anglisy sy frantsay de hoe ilahy isany no tena katraka eto.

Ka ovay ilay toe-tsaian manmbanimbany sy manilikilika olona, fa ireo ailikilikareo ireo no tafa voalohany fa tohizo ihany ilay saina maloto.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
f'angah resaka mahay ary sy relation fotsiny fa fahaizana sc‚nario sns... Ary betsaka ny any @ faritany mahay fa ailikiliky ry zareo eto tana.Zany no marina.Jereo zao fa ny tena favy eto Mada miakatra @ sehatra iraisam-pirenena de ny ireo izay tsy d'origine eto tana fa any province daholo ny akamaroany. Ra mahay ary ry zalahy zanak'i Antananarivo maninona no tsy mba misy tafa any ivelany resaka bd afats'i Didier mada bd irery e. Io aza moa tafa any mbola hialonan-dry zalahy eto antananarivo aratsiana atsy sy aroa, mifanapotika ry zalahy.
na i dwa aza avy any ambatondrazaka ny fiaviany.Tsy mahametratra ny miresaka an'izany fa ry zalahy no marary fo raha mba miresaka an'izany.Izany no zava-misy. I Ndrematoa mainty enidreny be nefa anisan'ny voaasa voalohany tany angoulema. toa an-dry roddy avy any fianarantsoa nefa dia anisany mikatraka ny vokatry ny tanin'ny bd gasy.
Ry zareo avy eto antananarivo, tsy dia hitako loatra ny tena zava-bitan-dry zareo akoatrany fieboebona @ gazety sy farotra fampiseoana etsy sy eroa sy fakana tahaka bd vazaha comics sy manga.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Ndik << marina zany fa @lah zany tsy mahay ireo avy any @ faritany nahazo edition ireo??
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Tena mampalahelo ny tontolon'ny BD eto amintsika.Mifanipaka toy ny valala an-karona ny mpanao BD
Ary izay no mahatonga ny monopole ataon'ny sasany.
Misy ny mpanao BD tokony huova taranja mihitsy ohatra hoe mpanao
Politika satria mahay mamafy lainga mampiady olona ary mampisara-bazana.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
huhhu misy manao menace mitsy an, matoky tena @ lava tanana ao @ fitondrana ao angah zalahy sasany. Manaova politika fa refa tsy hay sy tafa @ bd wa.Efa manao politika mitsy mantsy zao zalah @zao e. Sa tsy zany ry andry patrick sy ingahy pov. Ingahy pov moa zany de efa manenjika ny gasy @ ty resaka fakalazana lava 47 ity e, tsy misy vidiny @ lery ny r… latsaka t@ izany, izy rahateo tena miketrika ahazo nationalit‚ frantsay ee huhu, mba hampiakatra ny pouvoir ny @ io e. Amafiso le fanaovana politika ra pov e, tairo wa fa any no mety @ ty zao.
Sady ny bavin'ty koa manao prozatra miaraka @ fitondrana hvm vongany traŚtre reo io zao, miaraka ao nareo mianakavy huhhu.Nenareo mantsy ny tombotsoanareo ihany e.Efa arakay ny momban'zay.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Mivoaka t@ ity volana avril ity ilay chapeau noir an'i Rafaly sy Nary.Tonga d hividy zahay na de lafo be ny vidiny ho fanohana ny bd malagasy. Mandona b ilay santion'ny planche hitako ao @ dossier presse ny editera ao, sy ao gpe chapeau noir.

Ary ny an'i tojo tangala t2 ve hivoaka @ volana jona ihany ?.Izahay koa miandry an'iny fa te ahita ny tohiny.

Pages

Ajouter un commentaire

7 + 7 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.