Vous êtes ici

Salut e, nankaiza ilay resabe fa voafafa? Ity misy groupe e! Voil… quoi, ce qui va nous faire du b‚n‚fice dans le futur. Y a moi, Bruce et Shinato + d'autres moins connus pour le moment! 15 membres actuellement fa je vous invite hoe hiditra ao. Ciao les gens.

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
hodor

Alban Ratsivalaka nanambatra ny stila manga sy franco belge, surtout ny stila an'i jean giraud, azo lazaina fa nety izay aloha, fa ny olana de tsy namoaka bd manana heros manokana ho azy izy io fa nijanona teo @ resaka ong sy commande fotsiny. Ary tsy dia mamaoka bd intsony @zao

Richard no tena hitako nahay tokoa nanambatra stila franco belge sy dysney fa tsy nahita influence manga mihitsy aloha izao an.Io no hitako tena mahafehy ny bd any mihitsy ao @ Ngah ao

Riri, tena mbola mila ezaka be fa feno faute propose be mihitsy io tsy mande @ laonina ny pespektiva, mila miezaka b


I Didier mada bd de efa manana experience tanteraka eo lafin'ny bd, artisanal hoy ianao ?, io no tena mande @ bd any an-dafy @izao, mbola miainga @ fitaovana traditionnel ary io no hita hoe henjana izay manao an'io fa tsy maka tahaka @ photo feno eraky ny internet, ary ireo mampiasa logiciel izay afaka manova ny perspektiva diso sy proporse diso. Jereo fa i Hermann, marini, petiqueux theo canesi delaby, ireo tena henjana @ bd de artisanal daholo, ary manana tombony izy ireo satry tena vita tanana fa tsy artificiel hitako @ bd maro … izao. Ary ny planches originales an'ireo de lafo dia lafo tokoa. Tsy adaka kou ange ilay sc‚anariste io miara miasa aminy e, satry io rangahy io no tena lehibe'ny libraires pays francophone, raha hitako @ cv any videao link ao, ary ny fianarana nataony tany etats _unis de resaka varotra gde distribution. Zany hoe miara miosina @ reo tompon'ny multinaltional eran-tany zany.

Ary zah dia mino mihitsy fa mety misy dia-tanan'i didier mada bd ny fidiran'ny mpanao bd gasy @ sehatra iraisam-pirenena tao aorinan'izy io niasa an'io sc‚nariste ny io sy nipetrahany tany frantsa.. Mety manosika aty ambadika izy io fa mody mipirina tsy hita @ fe sy boky.

Rafally de artisanal koa no ataony ary tena efa manana experience koa io mpanao bd iray io, tsy western ihany no nahafantarana azy fa na sujet in na in de vitany daholo, an tambanivohitra, ody westeren sns...Ary io mpanao bd iray io de polyvalent tanteraka fa sady mahay dessin , koulera, sc‚nario. Anisany bdiste tena henjana indrindra t@ g‚n‚ration any mihitsy io, ary mino aho fa tena ho succŠs io bd hivoaka miaraka @ sc‚nario an'i Nary io

Ny tena bd mande @zao de artisanal satria io no ahitana hoe mahafehy tsara ny bd sy ny dessin fa tsy otran'iretsy mampiasa logiciel afaka mi triche iretsy.Ny lecteurs fanina @ bd maro mitovitovy daholo eny @ librairies no ilay fampiasa logiciel grafika @zao, ka ny mpanao bd mahafehy tsara ny traditionnel no tena manana stila azy manokana.

Ka tsy hoe akory mivoaka daholo ity rivotra moderana rehetra ity any ivelany dia manao an'izany daholo koa. Otran'iretsy mandika fahatany manga sy comics ihany io resaka logiciel io e.

I tojo koa artisanal koa, fany koulera no toshop, ary hita mihitsy ny maha henjana ny bd any koa.

Asaivo manao artisanal ange ireo zatra mampiasa logiciel graphike ireo e, toa an-dry dwa sy pov fa tonga de hita b ny niveau an'ireo eo @ dessin we ambany b, ilay fampiasan'ireo logiciel graphike izay afaka mi tricher mampiasa photos sns.. no mahatonga ny bd an'ireo otran'ny hoe moderana fa hita ihany hoe misy lesoka eo @ lafin'ny dessin sy perspektiva sns...
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
hodor

Hitako ilay planche d'ouverture an'le chap“ noir fa tsy dia mahataitra ahy loatra,tsy tonga dia manintona tahakan'ny fanaovan-drafaly BD amin'ny gazety ilay vao mamaky bulle iray dia te ham…ky hatramin'ny farany.
Tsy mety amin'ilery io tantara io fa Shinato na mpanao sary hafa tia manao sary urbanisme no mety amin'io.
ny sarin-drafaly anaty ankata no tena hainy.
Donc, dieny izao izany dia efa mila miketrika panao sary hafa ilay scenariste amin'ny Tom 2.
Azo atao tsara ny m-propose an'izany amin'ny editeur.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Mister

Non mety tsara le stila an'i rafaly @ le chapo noir e.Tena manintona le couv, artisanal. Samy manana ny fomba fijeriny io.

Tsy mila an'i hery shinato zany io, reny olona efa voazanaka ara-tsainan'y bd vahiny e.

tsy mila manova dessinateur zany koa e, ra tsy esclave ny dessinatera koa ovaovan'lah fotsiny eo.
Ndana mamorona prozatra hafa raha te ahazo editera e. fa tsy ny prozatry ny olona no tadiavan'leity korontanina eo.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
ben ny stila bd an-drafaly tsy duffoss‚ zany, fa stila moebius giraud ny influence n'i lery.Tara indray ianao t@ iny ra hodor. Za tsy tiako ny stila diffos‚ fa efa demod‚ ny stila an'ireny.

Ary ny stila moebius giraud de afaka mi s'adapte @ stila rehetra mitsy e.Na i tojo na i didier mada bd na alban ratsivalaka na farahaingo na hery shinato de naka influence moebius daholo ireo fa avy eo nahazo ny stila manokana ho azy ireo, izay ny fijeriko.

maro an'ireo mpanao bd any eropa any koa no naka inspiraka moebius, toa andry taduc, marini, rouge, hermann, shuten, milo manara, bilal, swolf. Ary avy eo nahazo ny stila an-dry zareo manokan avy eo
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Tsy voatery ny sc‚nariste ihany no mifidy dessinateur an. Miankina @ zavatra maro io.

Ary tsy voatery ny sc‚nariste irery koa no tompon'ny projet, fa mety projet niarahana koa an. Ary ny sc‚nariste tsy afaka mande irery mihitsy raha tsy misy dessinateur, ary ny dessinateur aza no be asa koko noho ny sc‚nariste.

Ka noho izany zah tena dak“ro mitsy hoe ny editeur afaka misafidy dessinateur miaraka miasa @ sc‚nariste, ary betsaka no ohatr'izany any eropa any.

Van hamme angaha nalaza raha tsy nisy an'i ronsiski, ry wance, ry franck philippe sns..Namoaka roman bdd ange sy nanao thhatre ange i van hamme taloha fa tsy nisy nade na iray aza ny roman nosoratany.Noho izany raha tsy ireo dessinateur ireo tsy nisy nahalala an'izany van hamme izany.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Richard an'i Ngah dia tsy naka inflence Manga mihitsy ny bd nataony fa infleuce disney gros nez .Mba manaraha vaovao bd ianao ra hodor fa tara be nareo izany.
Ary ratsivaka dia naka inflence fanco belge fa tsy manga koa , ankoatran'ny bd naiky nanao dessin anim‚ angano ihany angamba, ilay balita logo iny

Otran'ny be resaka be ny forum eto momba an'ilay bd chapeau noir. Ny fijeriko aloha dia ity.Tsara ilay couv fa raha nijery ny santionan'ny page nivoaka ao @ gpe facebook dia mahita aho hoe vita kimaimaika ny sary nataon'i Rafally , afaka mbola mahavita tsara noho ireny io dessinateur io. Tsy afaka mitsara avy hatrany ny sc‚nario aho aloha fa ny nahafatarako an'ilay sc‚nariste Nary dia caricaturiste tao @ tv mahajanga angamba izy izay.Tsy dia manintona ahy loatra aloha ny caricature ny e,fa ny sc‚nario no tsy haiko.Ho hitantsika eo ny ny tohiny
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
hodor

tsy voatery manfonja ny projet we eken'ireo editeurs. Preuve: betsaka ireo projet neken'ireo editeurs, nefa tsy misy mpividy. Ohatra ilay bd an'ilay beninois hector sonon navoakan'i castermansy ilay bd magie noir nataon'ilay gilbert ivoirien navaokan'i gl‚nat natosik'i ptit luc. Tsy ireo ihany fa azo raofina @ sobika.
Ka aza madihy tsy afa tavony raha tsy mbola tafavoaka ny ala.
Ny tompon,'ny laclef dia ny ny difuseur sy distruteur sy ireo agence na pub ireo. Zany we ireo goaiantitra mulitnational voalaza ery aloha.
Ary mety hoe midomboka koa ny bd mety succŠs raha tian'ny multinational atao izany.Ka aza midehaka mialoha raha mbola tsy tafavoka ny ala.

Akiray ity, ilay bd an'i p'tit luc resaka rat iny de tsy mande intsony @ izao fotoana, Ka aza mizesta mialoha hoa fa ny succŠs androany mety tsy succŠs rahampitso, ary ny tsy succŠs andronay mety succŠs rahampitso.

Akiray hafa, ny bd an'i Caza de tsy misy mande intsony na iray aza, nefa ireny no tena bd nade indrindra niaraka t@ mMebius taloha. Zany no midika fa tsy voatery mari-toerana ny succŠs @ bd.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
ny asan'i Nary en tant que caricaturiste dia tsy dia avoazako loatra. Ny lafin'ny sc‚narii dia tsy haiko loatra mbola tsy hitako.
Fa ny an'i Rafally no efa hitako ny dessin sy sc‚nario fa tena henjana b. Mapi-te hamaky foana, hainy ny suspens hainy ny milalao ny tantara izay asehony, mapitaitaina, resaka fitiavana resaka famposaviana. Miaiky an'io artista iray io aho raha lafin'ny bd.
Ary sao dia i Rafally ihany aza no nanao ny sc‚nario fa atao hoe Nary mba ahalalan'ny olon'azy. Sa hoe mipetraka any frantsa dia mety manosika an'i Rafally hiakatra @ sehatra iraisam-pirenana dia atao hoe izy no nanao ny sc‚narii ?

Ny momba ny dessin an'i hery shinato indray dia hitako manana niveau avo be fa mety any @ illustration no mety aminy, fa mbola tsy nahita ny bd any aloha aho hatramin'izao. Demonstration fan art, illustraion na cosplays no hitako betsaka. Hafa ny bd ary hafa ny illustration.
Ny fantatro aloha hatramin'izao fa manana niveau international hitako dia i didier mada
Raha tsy izany ve voaasa @ festival bd maro be any eropa any miaraka @ ireo grand maŚtre maro, ary na ny gazety any aza mampiseo ny anarany mitovy laharana an-dry pelerri mpanao bd resaka sambo iry,araka ny titre hitako @ gazety mpiseo isan'andro any frantsa any ato :

h ttp://directmatin-prod.polyconseil.fr/bd/2016-05-27/au-festival-de-la-bd-de-*******aux-des-albums-bien-muscles-730481
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Mandeha tsara ny discussion ato zany.Ary misy tena pro @ resaka maison d'‚dition sy mahalala ny passe n'ireo ‚diteur mihitsy ato.
Dofa be zany ny ‚diteur manaiky projet tsy mandeha ireny sa hoe taiky be ireny dessinateur mitety festival mivarotra BD ireny satria nasain'ny ‚diteur mi demerda.
Amiko aloha finiavana hanao zavatra tsara no mahatonga ny olona iray na roa hiara-hiasa na resaka BD io na projet hafa.
Ary deraina eto izay efa nahavita namoaka album sy nahita ‚diteur.
Ho an'ireo mbola tsy nahazo ‚diteur Moa dia mankahery Azy ireo mba tsy hikely soroka.
Marobe anie ny mpanao sary sy sc‚naristes any andafy no tsy mahita ‚diteur e.Nefa hatramin'izao toa mbola ‚diteur vazaha ihany no hitako mamoaka BD gasy.Fa maninona?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
hodor

Mety ianareo membren'ilay groupe Chap“ noir ihany no manao resaka sns...manovaova resaka eto.

fa aza tonga dia manantena hoy aho hoe: handeha ilay boky, ary manahy tokoa ary aho tahakan'ny nolazain'i coplays etsy ambony hoe: mety scenarion-drafaly ihany ity "satroka mainty" ity fa namboarin'ilay Nary sy nadikany teny frantsay fotsiny, Rafaly mantsy tia manoratra tantara kimaintimainty ity "saka mainty" "alina mainty"
lery koa moa "mainty" rahateo!
Ny an'i Tojo koa mantsy an'azy ny scenario Tangala fa namboarin'i Motus.

sorato ho anareo tahakan'ny an'i Farahaingo ny tantaranareo ry zalahy a! aza maika ny ho any engoul‚me sy handray euro fotsiny dia omena olona ny scenario,
Mba matokisa tena e!

Pages

Ajouter un commentaire

1 + 13 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.