Vous êtes ici

Salut e, nankaiza ilay resabe fa voafafa? Ity misy groupe e! Voil… quoi, ce qui va nous faire du b‚n‚fice dans le futur. Y a moi, Bruce et Shinato + d'autres moins connus pour le moment! 15 membres actuellement fa je vous invite hoe hiditra ao. Ciao les gens.

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Ary tsy i benandro ihany ange no bd gasy tsy maty @zao fa ao koa i Avotra e, resaka momba ny 47 koa io avoakan'ny gazety marikoditra.
Ireo bd mpaka tahaka vazaha taloha dia efa tsy hita intsony ny momba azy @ izao, koa maninona no hoe ireo bd miresaka ambanivohitra tantara mpams tsy tian'olona???Jereo koa ny bd avokan'ny gazety Ngah fa dia ireo loha hevitra gasy no tian'olona eto.

Ary @zao fotoana dia efa lany loha hevitra ny editera vahaza ka na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy mitady loha hevitra gasy ireo. Ilay bd arabe furure iny izao miresaka ny arabo nefa hifandombahan'ny vazaha, ilay bd miresaka afrika cote d'ivoire iry koa izao dia mande be koa any ivelany. Koa mainona no misy muilaza fa tsy tian'ny vaza ny loha hevitra gasy.Io mihitsy izao no tadiavi'ny vazaha @izao, fa mila milay fotsiny ny tantara sy dessin.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Mila sc‚nariste sa tsia, sa hiady lava @ilay sc‚nariste koa ? Aleo mandeha solo ve ?

htt__p://www.wukali.com/Un-duo-de-choc-de-la-BD-le-scenariste-et-le-dessinateur-2806#.WNol6DFSCCg

ho an'ireo matavy ‚go be !
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
adala ngah radidier miara miasa @ sc‚nariste maro hohouhou, na de efa nade solo aza lery. En plus zany hermann mitsy no gd maŚtre n'i lery nihaona taminy matetika. Ary mbola hiara dalana aminy mitsy aza @ festival @ juin hitako ato
h---ttp://opalebd.com//festivals/details/1687. Zey le hoe kopinaze lazan-dry zalah teto e. Ngah ela tafiditra @ festival bd maro zany ra tsy misy kopinaze hohuohou
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
houhouhou

Ny copinage tsy tonga fotsiny @zao, fa rehefa comp‚tent de tsy maintsy mifanena @ henjana foana.Tsy misy dadabenoely hanome gratos fotsiny izany, fa hitan'ny olona eny foana ny mahay sy ireo opportuniste.
Ary ra hitan'ny henjana fa mahay sy miezaka dia hampian-dry zareo raha ny fahalalako azy
Hatramin'izao mbola tsy nisy bdiste manana album betsaka noho i hermann @ style realiste otran'ny ataony io, sady haingana fomba fiasa no voakaly tsara ny bd any, na dia misy mandringa kely aza indraindray ny sary sasany, fa ny mikoty dia ny maha stila an'azy manokana sy fahaizana maneho ny tantara @ alalan'ny sary.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Tena efa planche efa t@ androny ntaolo kosa ireo planche reo le, na zaho aza mety mavita milay tsy akijery fa mikipy
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Revvv----Ny tiako lazaina de we mitovy taona @tsika ry zareo ireo t@zany ary mety mbola b taona notsika aza. De apitahao @ vitantsika @zao.Sanbavy fa zah mbola mahavita milay be no zao e.Nefa lazaina fa tsy o niveau ny bd antsika @zao. Ra le didier madabd alou de hitako oe rariny nahazo prix t@io, fa efa henjana t@zany, fa i dwa sy le laurence.Tena zero virgule le niveau t@zany. So ihany fa tsy nahazo prix wa fa tena afabaraka tsika an.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
otrany mba tiako ity bd an-drafaraingo ity, dommage tsy nahazo prix.

htt p://www.africacomics.net/comics/nofiko-hono/
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Refa mandray anjara concours mba hanontanio ihany ny spesialiste fa tena tsizy mitsy le bd naseon-dry zareo ireo an. Iza no nanapo we aseon'olona otran'zao ity pilansa tsy izy ity.
Mieboebo teto daholo reto zoky ireto nefa kay mbola chiffon ny pilasandreo raha oharina ny antsika @zao. Izahy kosa alo tsy andray anjara concours zany raha tsy efa hitanay hoe mba tsara ilay asa e. Sady izay indray concours international.
Ary manome rariny nilaza teto mitsy zah @ l oe saribakoly ny centre vaza ny akamaroan' ireo nalefa mi presenter ny bd gasy teto talo, ka izay no tsy ahitana resultat firy ny bd gasy any ivelany t@ izany.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Soa ihany fa misy ny internet, mipondraka daholo ny nafenina. Io laurence Ratsivalaka io dia be tai-bava be taloha hoe rehefa ny centre no mitarika expo dia tonga daholo ny mpanao bd gasy fa rehefa ny gasy no mpitarika dia tsy misy hita, satria izy mantsy nitarika hetsika expo BD teo analakely t@izany, dia nahazo avara-patana t@ mpanao gazety dia nopalan'io Laurence io ny mpanao bd gasy niaraka t@ centre kolotoraly vazaha. Kay avy eo taty ambadika izy io nandray anjara concours nokarakarain'ny vazaha. D‚go–tant mihitsy marina mafy.
Misaotra namorona ny internet fa izao vao tena misy ny mangaraharaha tsy azo monopoliser na intsony ny bd gasy eto @ nanata @ izao.Izao no tena fifaninanana tena izy fa tsy izao mahitahita teo @ fitondrana taloha foana no mibaha-toerana teto.
Ka na inona lazain'ireo milaza manaratsy ny centre vazaha teto, raha tsy izy ireo nanampy ny mpanao bd gasy dia tsy ho tafakatra @ sehetra iraisam-pirenena ohatr'izao ny bd gasy.Tsy milaza aho hoe tonga-lafatra fa io aloha no misy eto , fa tsy ity minisitera gasy kolontsaina tsy amokatra ity efa aman-taonany izao
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Zoky<<<

Pages

Ajouter un commentaire

11 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.