Vous êtes ici

Salut e, nankaiza ilay resabe fa voafafa? Ity misy groupe e! Voil… quoi, ce qui va nous faire du b‚n‚fice dans le futur. Y a moi, Bruce et Shinato + d'autres moins connus pour le moment! 15 membres actuellement fa je vous invite hoe hiditra ao. Ciao les gens.

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Aoka izay ilay resabe momba ny hoe manga sa franco-belge sa comics... Aleo ilay artiste hanao izay hitany fa mety aminy izay ilay hoe avelao izy hiaino izay ao am-pony. Raha lisany no be c“mandy eo dia sady tsy ambony tsy mabany ilay artiste avy eo satria tsy … fond ny acc‚lerat‚rany. Zaho manokana tsy miala @ comics n'inona n'inona kritika mianjera eo ary diso be ilay hoe rehefa comics dia bokonozatra, ny bandy milaza izany dia tsy misy *******ture BD, ny mapanao comics no azo lazaina fa desinatera polyvalents, na Gir nareo io aza naka tahaka comics t@ izany andro zany no antsoina hoe pocket book dia avy eo lasa comics book ry Bonelly reny no roi ny western, mbola taloha n'izay aza dia nisy an'dry Foster roi ny noir et blanc, tantara historique, niainga teo daholo ny *******ture black ink, avy eo lasa comics book taty ahoriana. Ny mpanao comics gravy daholo na peinture na BD, ny franco-belge sy ny manga aza no hitako tery be ny style ny comics mi-s'adapta @ tantara rehetra na super-h‚ros io na horreur, na polar, na fiction, na romantique, na historique (europe, afrique, asie...). Lava be raha ny virtuosit‚ ny auteurs comics no tanisaina eto fa ny porofo mivaingana fotsiny fa convivials be ny comics dia ny r‚ussite @ adaptation cinoche, jereo ny adaptation franco-belge rehetra fa pourris daholo ny ankamaroany, ohatra fotsiny ilay film blueberry, largo... (pourris daholo) ilay valerian ko s–r aho fa pourri. Ny comics : walking dead, 300, Ireo h‚ros stan lee, S. king, E. Rice, B. Stoker (adaptation comics sy cin‚ma)......etc.

Ny tiako lazaina dia aleo hanao izay reviny ny tsirairay, ny planche vita milay no azo itsar…na azy. Raha bandy manoratra … gauche ve dia ho f“rsena … droite ? efa fahadisona efa hita izany tsy tokony averina intsony.

Ilay sap“ noir indray tsara fa tsy miady @ piesiko, resaka go–t fotsiny izao, tsy style Gir ilay izy fa saika “tsany Ed. P. Jacobs zany, nisy fotoana nefa tsara lavitra noho io ny graphisme andra-Fally
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Salama!

Tena mahitahita anarana mpanao sary vazaha mihitsy 'nareo ato an! io hoe: Edgard P.Jacobs io izao tena tsy harako raha tsy nisy anao nampahafantatra ahy dondrombelona ity!
Misaotra!

Herg‚ mpanao an'i Tintin no tena natoriany.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
tiako rehefa mahay mandray lesona avy any amin'ny hafa,

R'ingahy Ralery sy ry Zandry mbamin-dry Raffaly itony mantsy no mandeha amin'ny kitoatoany fotsiny eo amin'ny lafin'ity "tantara an-tsary" ity.

Mandeha par hasard fa tsy te hikaroka an'izatsy na izaroa hoe: ahoana ny teknika sns... Hany ka lasa kitoatoa daholo ny zavatra atao; (ny vola no mahamaika) dia very ny kolotsary.

Mahaiza mandray ny tenin'ny hafa.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
comic-forevers

aza deformer ty ny tantara.

Gir de assistant n'i Jij‚ stila franco belge avy eo lery navita an'l chevalier perdu in no nande tany mexique naka inspirak aloa sady nanomboak nifoaka jamala.Niverina avy any lery no nanatsara ny asany kla nahatonga nys tilan'nya zay manokana.Ef analaza be lery nana ny maha izya zy no natsoin'i Stan lee marvel, de naka insipraka an'i lery daholo avy eo reo bd iste amerikanina amro.Zany not antara ry lery fa aza deformer la mitsy.Io resaha'ty rehetra ireo de taty aorina efa nalaza lery no nanao anireo. fa ny tena maha izy an'i lery de stial franco belge.Tsy we refa fan comic tena de amboamboarin-tenisany eto ny tanatara.Zany mantys no hitako ataon'ny tenisany n'aiza n'aiza @ zao.Deformer na daholo ny tantaran'ny bd gasy refa mba mahazo micro iny, de zao indray resaka gir indray

De deformer tena kou ny stila an'i rafally hoe e EJacob nanao an'i balck et mortimer .Tean tsy mitsy mihtisy anefa ny stilan'i lery sy E Jacob sakay sy maso.Ny stila an'i rafally de stila na inspiraka Gir fa nanaomboka tsotsorana fotsiny ny encrage satry hitako we manejiak pilansa lery.Fa raha tena mikaly sary sary rafaly, de zany mino fa mbola mahavita bd milay no io lery.


Sao everi'tena fa vendrana daholo ary ny olona ka hamoronana'tena lainga erak'ity forum ity.


Mister

F'angaha ela naka inspiraka comic reo nahavita ny vitan'i ralery, zandry rafally.Efa connu eto Madagasiakara ny anaran'ireo ary efa azo bdb ny pilasa vitan'ireo.Nen'lisany mpanao expo gasy bilian reo anefa de zesta no betsaka tsy manana bd atolotra akory. Fa zany we mpisolelaka zongo moa de miseo milay eraky ny expo sady zanaky ny mpanena koa eee.Aleo hidiran'i rafalaly @zay ny sehatra iraisam-pireena d eho hitantsika eo ny tohiny, fa efa ela zay najakazakain'lisany miaraka ny centre ireo nefa tsisy vokatra fa lany vola fotsiny le centre .
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Mister <
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
ProBDtena Gasy________Marina zany fa ahitsoko kely le resaka cavalier perdu io. Nandray anjara an'io Giraud fa tonga teo @ page 17 de nipitsikanaka naka aina tany mexique tsy niteny akory an'i jean michel charlier sc‚anriste ny, de i Jij‚ no nanohy an'le blueberry cavalier perdu io page 18-42, de niverina ihany ra Giraud namita an' le page 3 farany de 43-46 zany. Ary tany mexique no nahitany zavatra maro ka na vegetarien an'i lery avy eo lasa nifoka jamala araka ny voalazan'ty io.


Jij‚ dia anisan'ny adrarezin'ny mpanao bd franco belge t@ zany nikoizany mihitsy, ny bd tena nalaza t@ izany de jerry spring, ka assitant an'i Jij‚ i Giraud.

Io blueberry io ze nampalaza an'i Giraud de nivoaka voalohany tao @ journal pilote t@ octobre 1963, ary tonga de succŠs avy hatrany.

Efa t@ taona 80 tany vao natsoin'i Stan lee hiara hiasa aminy tao @ Marvel, efa nalaza be eraky amerika i Giraud t@ izany,efa ho tome 13 tany ho any ny bd blueberry navoakany, ary natsoinn'y mpamokatra cinema maro koa hanao decors sy story board toa an'le alien iny sns... Misy nolavin'i lery mihitsy aza fa betsaka loatra ny ny commande an'i asan'i lery tany amerika tany.Tany japons moa de tena star mihitsy ingahy Giraud io, ary bd ny mpanao bd mondial naka inspiraka ny bd taloha ka hatramin'izao, na franco belge na comcis na japs na italien etsetsa e.

ka ahitsoko mihitsy ny tenin'ilay comic_forever io fa ny amerikany no naka inspiraka ny asan'i Giraud fa tsy hoe Giraud no naka inspiraka tany.Diso be aza mamafy lainga olona.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
comic-forever<<<< Dia na tapina aza ve ny maso na dia tsy dia mahalala ny style bd aza ve dia hitovy ny style an'i E. Jacobs nanao an'i Black et Mortiner sy ilay bd Chapeau noir an'i Nary sy Rafally. Tsy bonne fois mihitsy ity ianao ity miady hevitra eto fa dia mahavita mandainga eto, asa inona no tianao hatongavana amin'izany, dia mihevitra ianao ho tapi-pahalala angaha ianao ka ny olon-kafa tsy mahalala ninoninona, ka azo hamoronana lainga
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Bokona:::::

Aza hedivanareo koss rafally fa misy fan lery ange ee, normal zany satry izy no tena anisan'ny mpanao bd henjana sy fantatr'oloan raha eto Madagasikara, efa ho 20 taona teo ho eo no namohany bd ary 17taona tao @ gazety Ngah ary tsy nitsahatra nanao bd mihitsy lery.Talohan'io aza izy d efa betsaka ny bd nataony, ary nampiahaiky ireo mpanao bd n******* taloha t@ izany.

Matoa betsaka nuy manakiana ireo bd @zao fotaona d mba te hanitsy an'ireo ny olona satry efa ho 13 tao izao ny gasy bilina nefa de tsy de misy vokatra firy fa de expo etsy sy eroa no betsaka, ny bd eto @ tanana de tena tsy misy intsony fa any anaty gazety daholo no mamsoka.Raha ny vola hanaovana an'i gasy bilina io anefa de tokony efa betsaka ny bd mivoaka fa de eee, tsy misy e, zesta no betsaka @ ity carnaval cosplays eraky ny tanana, tsy manintona olona akory.Te ho vazahan daholo anga ireto olona ireto, nefa toa tsy misy bd manaitra akory fa de maka tahaka manga daholo sy comic eee.
mba ovay ny famindra fa efa tolorana vola fotsiny ity ianareo nefa toa tsy misy vokatra mihitsy hatramin'izao. Cosplays e, tag eraky ny tanana e, bd elakelatrano eee, sns.... Makaleo b fa tsy misy bd mba mivaoka ohatran'ny taloha mihitsy e, lanilany fotsiny vola omen'ny mpamatsy vola
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Mampm‚ LOL be lisany rehetra rehefa manana idole izay dia tsy mety raha tsy fanatique be, h‚ h‚ h‚ ! Rafally aza mamaly eo ambany eo tsy tezitra akory fa raisiny tsilaima fotsiny ny rehetra satria fantany fa tsy mitovy ny fomba fijerin'ny tsirairay.

Io zao misy hevitra milay lazain'i "le penpen" hoe tsy aleo ve mam“ka BD collectiva toy izay manao exp“ tsy misy pertinence raha samy andany vola ihany. Zany zao hevitra milay fa tsy miditra any anka'andrinareo fa aleo miady lava te hanamari-tena eto. N“rmal ilay miady lava satria fan franco-belge daholo ny 80% ny olona eto, ampitahao fotsiny ny tontolo hiainan'ny auteurs franco-lege, auteurs comics sy auteurs manga, fa ilay franco-belge sady miady lava no mafy ady. Na any an-dafy na eto dia mitovy daholo.

za koa ve zao raha miteny oe ny graphisme n'i Didier mada tsara fa tsy miady amiko ny perso sy compo dia tonga dia mahazo ompa be ?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
comic-forever<<< tsy kolektifa zany mitsy ny bd tadiavina zao fa bd editer na.Raha ny vola azon'ny tenisany t@ gasy bilina io de tokony efa nahatsangana edition milay bd ary. Ny bd kolektiva efa b no nivoaka fa bd solo isaky ny mpanao bd no tadivina. Ny hita @zo de expo lava tsy misy vokatra, hizesta cosplays sy fan'art no mameno ny expo. Mora nge ny manao pilansa 5 na 10 fa le manao album iray aza tsy vitan-dry zalah akory, na vita aza de feno diso proporsa etsetsa...

Matoa tsy mahivita album iray akory aza ny akamaroan'ireo mpandray anjara de mbola tsy mpanao bd fa autoproclamer bdiste daholo.Zany no misy eto eee.

Ny tena bdiste eto de zay efa namoaka bd @ pilansa @ kilometatra maro, de tsy iza fa i rafally, razandry, ralery, didier mada, tojo, farahaingo, rather's, richard Ngah, richard rabesa , chritian razafindrakoto , alban ratsivalaka sy ireo ze namoaka bd talou.

Ny hafa hitako bdb @ gasy bilina de amatera daholo ny maro, fa mbola eo @ stade ny hiditra ho bd iste, ary be an'ireo kou no karkikaturista no betsaka fa tsy bdiste.Hafa mitsy zany vocation bdiste zany.

Ny maro hitako zao de manao carnet de voyage, mpanao karikany, fan'art manao cosplays , mpanao video pub infographiste, ary manao cinema mitsy aza ny sasany etsetsa....

Pages

Ajouter un commentaire

2 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.