Vous êtes ici

Salut e, nankaiza ilay resabe fa voafafa? Ity misy groupe e! Voil… quoi, ce qui va nous faire du b‚n‚fice dans le futur. Y a moi, Bruce et Shinato + d'autres moins connus pour le moment! 15 membres actuellement fa je vous invite hoe hiditra ao. Ciao les gens.

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
MAMBA TELO

Vakio benandro, fa mbola actualit‚ @ izao fotoana io bd io, misy ny corruption avo lenta hatramin'izay ka hatramin'izao, ao @ zandary sy fitondrana. Mivoaka isan'andro mitohitohy ao @ gazety B“jy. Reny no tena bd gasy fa tsy iretsy mpaka tahaka manga sy comic iretsy.

NY momba ny resaka claudine dia resaka politika be io ary ny firenen-dehibe no ao ambadik'io.Tsy hoe miaro an'ilay claudine, fa ahoana kosa no izy irery no henjehina fa tokony henjehina daholo kosa ireo tsy maty manota teto hatramin'izay, toa ireo nanongana an'i ra8 foza be dia be teo nandritr any 5 taona.Ireo no fositra nahatonga izao fahantrana sy korontana tsy mety vita hatramin'izao.

Zah tsy miandany ny fitondrana @ izao fotoana, fa tsy dia lanin'ny vavoniko loatra hoe firenena vahiny no midikiditra ny fiainam-pirenena eto Madagasikara.A@ ny fanambarana taon'ireo hoe tokony sazina i Claudine. Mbola voazanaka foana isiaka hatramin'izao. Mitehaka ery daholo ireo mpanohitra io fitondra hvm io, fa raha voa tonga eo @ fitondrana koa ry zalahy ireo de ho tratran'izao mahazo an'i claudine koa raha tian'ny firenen-dehibe ho ahongana.Aza mandihy tsy afa-tavony hoa, fa mivadibadika eo foana io.Ny tokony atao de ny fahaleovan-tena tanteraka, tsy hidiran'ny firenena vahiny mihitsy.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Bd benandro miresaka dahalo sisa velona t@ ireo bd nivoaka tamin'ny taona 8o tany ho any. Midika izany fa bd vokatry ny tany ihany no tena mande eto @ tanana.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Mba tsy hisian'ny fitenitenenana foana otran'ny atan'ny lehiben'ny tantsaray Raoto ity de tokony mianatra ny tantaran'ny bd gasy ry zalah ireo. Hoy izy hoe tao @ gazety taratra:

"Taona 80.......Niroborobo fatratra ny tantara an-tsary tamin?izany fotoana izany. Tsy vitsy ireo trano fanontana nanaiky hamoaka boky. Tsy araka izany anefa no nitranga. Vitsy ireo nividy ny vokatra fa naleon?ny ankamaroan?ny mpamaky nanofa ireo boky......."

Diso be niroboroboo be ny bd entre 80-90, ary nisy mpividy fa tsy hoe tsy nisy mpividy araky ny lazain'i Raoty io... Noho ny krizy politika t@ taona 91 no nahatonga ny bd tsy nisy intsony, de sarotra ny ni relancer azy avy eo. dia nahatonga ny olona tsy nividy intsony tsy nanambola dia naleon'ny mpamaky namaky ireo bd nofaina.Dia izay no nahatonga ny bd tsy nisy intsony.Mila hazavaina ohatran'izay fa tsy io lazain'i Raoty io no izy...Enaro ny tantaran'ny bd gasy an bd eran-tany mba tsy hitenitenenena foana.


Mitovy an'ilay artikla navoakan'ny bily veridika zournalista an'i Farahaingo ihany io e, lazain'ny fa dinozoro i Farahaingo, konefa 3 Šme g‚n‚ration lery... De nolazainy fa Ramika no lehiben'ny Soimanga konefa Alban Ratsivalaka....




Na sarotra aza ? : hiezaka hamoaka boky BD ny Tantsary

Par Taratra sur 03/01/2017

Samy manana ny vinany ny mpisehatra eo amin?ny tontolon?ny zavakanto amin?ity taona vaovao ity. Ho an-dry zareo mpanao tantara an-tsary na ® bande dessin‚e Ż ao anatin?ny fikambanana Tantsary, tanjona ny hamokatra boky betsaka kokoa noho ny teo aloha, na sarotsarotra ihany aza izany.

® Anisan?ny tetikasa goavana apetraky ny Tantsary amin?ity taona vaovao 2017 ity ny hamokatra boky tantara an-tsary bebe kokoa noho ny hatramin?izay. Iarahan?ny mpanao sary roa na maromaro na koa vokatra avy amin?ny olo-tokana io Ż, hoy i Raoto, filohan?ity fikambanana ity.

Sarotra anefa ny lalana hanatrarana izany, raha ny fanazavany ihany. Azo lazaina ho mifampitohitohy sy mifampiankina ny olana. Andaniny, tsy misy ny trano fanontana manaiky hamoaka boky tantara an-tsary na BD noho ny tahotra amin?ny mety ho fahavitsian?ny mpividy.

Notsiahivin-dRaoto ny zava-nitranga tany amin?ny taona 80 tany. Niroborobo fatratra ny tantara an-tsary tamin?izany fotoana izany. Tsy vitsy ireo trano fanontana nanaiky hamoaka boky. Tsy araka izany anefa no nitranga. Vitsy ireo nividy ny vokatra fa naleon?ny ankamaroan?ny mpamaky nanofa ireo boky. Manahy ny mbola hiverenan?izany tranga ireo trano fanontam-boky.

Etsy ankilany, malaindaina ihany koa ireo mpanakanto mpanao BD amin?ny famokarana tantara noho io tsy fisian?ny tsena io. Manoloana izany, mieritreritra ny hanofana sy hamolavola mpanao tantara an-tsary hahay hiatrika ny fil…na ny fikambanana. Tanjona ny hahatonga azy ireo hahay hikaroka izay lohahevitra manintona ny mpamaky. Hatreto aloha, ny herin?ny tenany ihany no noentin?ireo mpanao BD mamokatra tantara an-tsary.

Ankoatra ny famokarana boky, vaindohan-draharahan?ny Tantsary koa ny fanomanana ny ® Festival Gasy Bulles Ż andiany faha-13, hatao amin?ny volana jona. Tsiahivina fa ity no hetsika lehibe indrindra mahakasika ny BD eto amintsika.

Landy R
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Salama daholo!

Sambany ary tena izao vao mba afaka manoratra eto, fa teo aloha dia isan'ireo mpamaky "forum" fotsiny ny tenanay!

Kivy ny hanoratra na ham…ly an'ireo teny ratsy sy fandotoana olona nataon'ny sasantsasany teo aloha dia aleo mpitazana fotsiny.

Raha ny fahit…ko azy dia:
MAHAVELOM-BOLO KOSA ANKEHITRINY FA EFA MIROSO ANY ANATIN'NY DINIKA HANATSARANA NY TANTARA AN-TSARY ETO AN-TANANA NY MPIKATROKA AZY.

Mamporisika ny "tantsary" sy ny "ho avy an-tsary" sy izay rehetra mikatsaka sy mitady ny fomba rehetra hamelomana an'ity "revy bd" ity eto Dago e!

Reveo milay ry zalahy a!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Rafally

Ary toa tsy mba tonon'lah leitsy ny gazety Ngah naha toa izao an'elah le. Na de fantatro aza we betsaka ny tary tsy faly t@ i Ratiana. raha tsy Ratiana tsy ho fantatr'olona ohatran'izao elah na inona na inona ny tsy nety tao.

Na izan na tsy izany aza mila mbola mianatra sary ry zalahy ao @ tantsary na de lasa mpampianatra aza ry zalahy sasany ao

Tokony tsy hiteniteny foana kosa ry zalah e, ary tsy tokony hitady miala bala foana @ tsy famoahana boky. Io nge leitsy taratsy sy crayon de efa mahavita bd e. Tsy otran'ny mozika ze mbola lafo be ny vidin'ny instruments.Fa amiko tsy mety amiko ity miala bala lava ity ,nefa ry zalahy ireo ange aza nanambitana nomen'ny mpamatsy vola vahiny foana, nefa toa tsy dia misy vokatra firy ny ataony fa expo etsy sy eroa sy photocopie no atao boky.

Na ny ho avy an-tsary aza efa misy mpamatsy s“sy ao la reunion ao fa dia ny hitako de toa mandehandeha ry zalahy sy zavavy fa ilay bd mivoaka toa tsy mety tonga mihitsy e.Aiza ilay bd fa izahay efa fantatray fa mahazo tombotsoa ry zalahy mandehandeha io, fa ilay bd ho an'ny sarababe-bahoaka mihitsy no tsy misy e.. Misy mpividy io raha tena raitra ny bd, fa matoa tsy made ilay bd dia satria misy lesoka eo @ sary sy tantara.

Ny bd an'i farahaingo sy tojo iny zao milay be iny fa ny mahagaga ahy de manin no tsy misy format kely mba ho a'ny sarambabem-bahoka e. Sa ho an'ny bourgeois sy vazaha ihany ity bd an'i ndry zalahy ity, fa tsy ho an'ny vahoaka malagasy

Krotika kely iny aloha fa raha tezitra tsy manin fa izay koa no hanatsarana zavatra ra te handroso.Mety marary fo fa teny mampieritreritra io zama ka tsy maintsy tenenina.Zay ihany koa no mety hampandroso ny bd eto @ tanana.Tairo avohay le bd eto @ tanana fa aza miala bala lava eee
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Nanin aza reo generation voalohany des ann‚e 80 ka hatramin'ny 90 tahatafita baolina nahavelona ny bd ary niapaka tany @ vahoka malagasy mitsy ilay bd ?? Satry tena tsara ny sary sy tanara t@ izany. Matoa zany tsy nahavita ny vitan'ireo zoky be ny g‚n‚ration taty aorina de satry mbola tsy mahasarik'olona ny asan-dreo.Koa aiza koa manga sy comics no feno eraky ny expo. Aiza ny olona no tsy ho kizy, tsy hisy olona hividy an'ireny akory.Andramo ange ny bd miresaka tantaran'ny malagasy e, fa za mino fa hifandrobahana avy hatrany.Mbola tsy nisy nanao an'izany satry tsy mbola ampy fahalala ny tantaram-pirenena ny mpnaao bd gasy tsy mnana base na *******ure gasy e, tsy ohatra an'ireo mpnaao bd vahiny izay mahalala hatripirihany ny tantaran-jazany.
Jereo ny maha succŠs ny bd asterix miresaka ny tantaran-jazan'ny frantsay, fa hatramin'izao tsy mety maty, 2 millions 500 expls no lafo isaky ny titre mivoaka. Midika izany fa tsy misy afa-tsy ny resaka miresaka ny tantaran'ny firenena iray no mety maha succŠs bd io, na miresaka ny gasy eee. Tsy mila an'ireny adiady superheros tsy hinana-kanina ireny ny gasy eee,sns... Tsy ho vaza mandrakizay lisany manao an'io , fa tohizo ihany ny mafy loha ee.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Hitako tao @ site bil de loseana l resum‚ an'l tangala t2 fa de blueberry b tsssss.Bouc emmisaire mitovy an'i blueberry ra tangala... Hita b fa naka inspiraka giraud sy willim vance eo @ lafin'ny dessin....
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Adsannn kopin kolin

Blueberry western fa natao t@ stila franco belge,ary andry zalah samy vaza tandrefana io zama a, ary ny frantsay de tandrefaan.Mazava ve sa mila hazavaina @ labozia.Tsy maintsy manakina ry ty fa mafy loha loatra te ho vaza daholo e.

Ye nisy western tokoa bd talou f'anga nade le izy ra oharina @reo bd gasy nivoaka t@ zany hoy zizy ry zalah mpikaroka.Matoa tsita trace tsony de tsy tiann'y mpokina e.Ary manin aza hatramin'izao avotra resaka 47 sy benandro mbola mande ihany, de io koa ny bd an'i razandry malaso , na film aza maka insiraka benandro dahalo sy malaso daholo,ary mande tokotrany an... Manaova ary wester eto ra hande ary e.. Le bd an'i rafaly western iny aza nihomehezany pokona fotsiny, nidina b ny vente tao @ gazety ngah, ka lasa nanao ady gasy ihany t@ farany houhouhou
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Adsan kopin Kolin/////Kian leity tsy maintsy misy e, ngah ela mivoatra ra tsy kianina, nga tongalafatra ela io no tsy kianina leity.Io kian io nge leity no mampandroso ny olona e. Elah gasy mantsy mora tohina vao kian satry mihevitra fa ambony noho ny rehetra e..Mora vex‚ nefa mbola aiza ity lalana tokony aleh. Tohizo ihany wa le be mokony eeeee tohizo ihany fa vao maika hidofitra daholo.Efa tsy misy mamaky tsony ity bd mbola mafy loh ihany. Miseo grosse tety daholo ry zalah nefa vao mbola bd 1 na 3 no mivoaka.Mapme be tsss.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
BD Gasy Revirevy
Marian zany kopin


Fa zah ngah g‚n‚ration talou ry lety, fa zah nahita an'le bd tao expo ambatonamelakafatra de namaky ireo tahirikevitra navoakan'ny archive nasionaly sy lazain'ny zournaliste spesialista bd. Ao anaty arona ray lisany @zao satry ny 90% de manao bd manga sy comic daholo.Ny talou 10% no manao bd sujet vaza.Zany we 80% nanao bd tena sujet gasy de zay no nampande an'le bd gasy teo.Ary ny gasy ny voalohany eraky ny afrika raha zany we nisy lecrteurs nadritry ny 10 taona teo ho eo. Mbola tsy nisy an'zany tany afrika
Zah nge mahalala fa pov io pseudo adsann kolin kopin io eee. Haiko tsar any personalit‚ an'i lery io.

Ra tena mahay ntsika g‚n‚ration @zao de nahazo mpamaky otran-dry zareo talou.Indrisy anefa fa de expo sy fitadiavana tombotsoa manokna no hitako betsak a@tsika e... A@zay l stila vaza be daholo fa tsy gasy velivelyee. Mbola tsy tonga saina ihany fa mafy loha na de tsy misy lecteurs aza.

Pages

Ajouter un commentaire

10 + 8 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.