Vous êtes ici

" L'artiste devrait être un éducateur et non un vercteur de la perversion "
Qu'en pensez vous ?

Par : ma
*vecteur
*vecteur
Par : Anonyme
totalement vrai mais plus l
totalement vrai mais plus l'année augmente , plus les perversion augmentent
Par : Anonyme
et puis avec la technologie
et puis avec la technologie et tout ! on fait du copie coller des artistes à l'étranger !
Par : zo
Efa resaka business izao ny
Efa resaka business izao ny hirahira sy fampihomehezana fa tsy fampianarana intsony tsy misy hafatra fa fampifalifaliana tsy misy fampitana anatra fa famporisihana hanao ratsy aza no betsaka. Tsy modely intsony ny mpanakanto fa henatra hoan'ny fiaraha-monina aza ndraindray ny zavatra ataony sy ny toetra asehony (MANOMBOKA MIHAMARO IZY IREO.)
Par : lints
Marn mintsy io ka,fa ny vazon
Marn mintsy io ka,fa ny vazon ny tanora ankehitriny ko ny betsaka ny manondrana
Par : iloo
Eeeeeh! Antra sy onena anao
Eeeeeh! Antra sy onena anao aho ry zava-kanto Malagasy. Efa kolombody no malaza am'zao fa tsy kolontsaina ntsony
Par : cocoh
Marina ny azy, tokony ho
Marina ny azy, tokony ho panabe ny panakanto fa tsy hitarika olona aminy resaka manao fady, tena maro ireo hira diso vetaveta loatra na gasy na vahiny

Ajouter un commentaire

5 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.