• Cours de change
  • 5021.37 AR
  • |
  • $4443.27 AR

Flash Actu

Dimanche, 11 Mai 2025

Nitsidika ny Nosy Fiji ny delegasiônina notarihin’ny tale Jeneralin’ny Toekarena Manga, Rado Rakotosoa. Tanjona ny hahafantarana ny fomba fiarovan’ny mponina any an-toerana ny ranomasina sy ny harena anaty rano.

17:03

Nanolotra fitaovana fiavana vary 12 isa, fikapoham-bary 3, fikororoham-bary 3, ary milina iray sady mikapoka no mikororoka, ho an’ny Kaominina Ankazomborona Marovoay, Faritra Boeny, ny ministeran’ny Fambolena, ao anatin’ny tetikasa PAPRIZ.

16:05

Toekarena manga : Mamokatra zana-trondro karpa manodidina ny 12 tapitrisa isa ny ao amin’ny Faritra Vakinankaratra isan-taona.

15:02

Notontosaina omaly, tany Fianarantsoa, ny lanonam-panokafana ny iray volana natokana ho an’ny Fiahiana ara-tsosialy, izay ankalazaina mandritry ny volana mey.

13:53

Le premier « Salon de l’Education Relative à l’Environnement pour le Développement Durable » de Madagascar se tiendra au Stade Barea Mahamasina les 13 et 14 mai 2025.

12:01

Toetry ny andro : Hisy fidinana ny mari-pana ambony indrindra ary misongadina izany ho an'ny afovoan-tany sy ny tapany atsimo atsinanan'i Madagasikara manomboka ny talata ho avy izao.

11:00

Nanangana tobim-panjariantsakafo 22 tao DIANA ny tetikasa AFAFI-Nord, tohanan’ny Vondrona eoropeanina, ary nanolotra fitaovana hitiliana ireo zaza sy reny bevohoka tratran’ny tsifanjariantsakafo, any amin’ny toby 70 ao Analanjirofo, DIANA ary SAVA.

10:05

Noraisina vonjimaika ny ny 7 mey 2025 ny fandraisana vonjimaika ny asa fanamboarana sy fikojakojana ny andiany faharoa amin’ny lalam-pirenena faha-15 mampitohy an’i Sakaraha – Ankazoabo – Beroroha, novatsian’ny « Fonds Routier » vola.

09:08

La Semaine de l’Europe se tiendra à Antananarivo du 20 au 23 mai 2025, avec une Journée des projets organisée le 21 mai devant la gare de Soarano.

08:04

Tanjon’ireo mpisehatra eo amin’ny lalam-pihariana siramamy eto Madagasikara ny hampiakatra 844 000 taonina ny fary madio azo amidy, ary hampiakatra ny vokatra siramamy ho 96 000 taonina, amin’ity taom-pamokarana 2025 ity.

07:02

Tapaka amin’ny ampahany ny lalana sasany eto Antananarivo renivohitra androany, manomboka amin’ny 7 ora maraina hatramin’ny 12 ora antoandro, noho ny fisian’ny diabe. Isan’ny voakasik’izany Tsaramasay, Ambodivona, Amboditsiry, Ampasapito…

06:06

Vente Expo produits Vita Malagasy : Le Ministère de l'Industrialisation et du Commerce organise les Journées des branches de productions nationales, du 16 au 18 mai, au Stade Barea Mahamasina

17:23

Ankirihiry Toamasina : Lehilahy miisa roa no tratran'ny polisy nitondra basy tsy ara-dalàna miisa 2, rongony mahery vaika cocaïne sy Heroïne, menaka rongony Cannabis ary fitaovam-piadiana hafa.

15:38

Nihaona tamin'ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina ireo Ben’ny Tanànan’ Antanan-dehibe. Nisy ny fifanakalozan-kevitra mikasika ny fanadiovana sy ny fanatsarana ny tanàna.

10:00

Nodimandry i Henri Rakotonirainy, Solombavambahoakan'i Madagasikara teo aloha voafidy tao Manandriana, sady Mpampianatra Mpikaroka teny amin'ny ESPA Vontovorona sy ny ENI Fianarantsoa

09:06

Fotodrafitrasa : hotokanana afaka roa volana ny Coliseum Ambatomena, Fianarantsoa, hoy ny Sekreteram-panjakana miadidy ny tanàna vaovao.

08:00

Pharmacie de garde du 10 au 17 mai : Ambodivona, Ivandry, Mahamasina, Isoraka, Capitale Ankazomanga, Ampandrana

07:48

Toetry ny andro : Hanorana tandrifindrahona ny ilany avaratra andrefan’ny Nosy. Hanjombona amin’ny ankapobeny ny andro any Alaotra Mangoro sy ny ilany Atsinanan’ny Afovoan-tany.

05:43

Tsy nahitana sambo mpanjono an-tsokosoko intsony ny fari-dranomasin’i Kaomoro, Tanzania ary i Madagasikara, izay nanaovana asa fitsirihina nandritra ny 14 andro, raha sambo efatra no tratra ny taona 2024

18:01

Natolotra tamin'ny fomba ofisialy androany 9 may "Système d'Information de Gestion de recettes non Fiscales" (SIGNRF), fitaovana ahafahan'ny olon-tsotra mandoa ireo vola tokony aloany eny amin'ireo biraom-panjakana ankoatran'ny Hetra

17:02
Voir Plus

Tollé du Crif et de la Licra après des propos d'Ardisson sur la situation à Gaza

11/05/2025 17:18

La Licra et le Crif ont condamné dimanche les propos tenus la veille par l'animateur et producteur Thierry Ardisson sur France 2 comparant Gaza à Auschwitz, des propos pour lesquels il a demandé pardon, dimanche, auprès de "ses amis juifs".

Un documentaire affirme identifier le meurtrier de Shireen Abu Akleh

11/05/2025 14:14

Qui a tué Shireen Abu Akleh ? Un nouveau documentaire affirme lever enfin le voile sur l'identité du soldat israélien soupçonné de la mort de la reporter vedette de la chaîne Al-Jazeera, trois ans après cet événement qui avait endeuillé le Moyen-Orient.

Squeezie annonce une 3e édition de course GP Explorer en octobre

11/05/2025 12:53

Le Youtubeur et streamer Squeezie a annoncé une troisième édition du GP Explorer de course de Formule 4, qui se déroulera au Mans sur trois jours en octobre, et à laquelle participeront personnalités d'internet ainsi que les rappeurs SCH et PLK.

TF1: 4,7 millions de téléspectateurs pour le dernier JT de Jacques Legros

10/05/2025 17:24

Le journal du TF1 de 13H vendredi, présenté pour la dernière fois par Jacques Legros, 74 ans, a réuni 4,7 millions de téléspectateurs, a annoncé TF1 samedi.

La reine Margrethe du Danemark quitte l'hôpital

10/05/2025 14:08

La reine octogénaire Margrethe, qui a renoncé au trône du Danemark l'année dernière, a quitté samedi l'hôpital de Copenhague où elle avait été admise jeudi pour un rhume, a indiqué la maison royale.

Klapisch, cinéaste générationnel enfin programmé à Cannes, va "kiffer!"

10/05/2025 09:43

Du "Péril jeune" à "L'Auberge espagnole", chaque génération a son Klapisch, mais le réalisateur aux 17 millions d'entrées n'avait jamais eu les honneurs de Cannes. L'injustice sera réparée à 63 ans lors de ce 78e Festival.

Le concours Lépine récompense un casque "assistant d'écoute" pour personnes mal-entendantes

09/05/2025 22:08

Le concours Lépine, qui récompense les meilleures inventions, a décerné vendredi sa plus prestigieuse distinction à un casque "assistant d'écoute", qui amplifie les sons pour les personnes mal-entendantes grâce à une double conduction sonore, aérienne et osseuse.

Le Mexique poursuit Google pour le changement de nom du golfe du Mexique

09/05/2025 20:13

Le Mexique a lancé des poursuites contre Google pour avoir changé le nom du golfe du Mexique en golfe d'Amérique pour les utilisateurs de l'application Google Maps aux États-Unis en s'alignant sur une décision de Donald Trump, a indiqué vendredi la présidente Claudia Sheinbaum.

Danemark: la reine Margrethe devrait sortir de l'hôpital pendant le weekend

09/05/2025 17:13

La reine Margrethe, qui a renoncé au trône du Danemark l'an dernier, devrait sortir pendant le weekend de l'hôpital où elle a été admise jeudi pour un rhume, a annoncé la maison royale vendredi.

TF1: pudeur et émotion pour le dernier 13h00 de Jacques Legros

09/05/2025 16:43

Des adieux simples et pudiques malgré quelques larmes d'émotion: joker du 13h00 de TF1 depuis 26 ans, Jacques Legros, 74 ans, a présenté son dernier journal télévisé vendredi, avant de céder la place à Isabelle Ithurburu mi-juillet.

Fahasalamana : Kalsioma natoraly vita amin'ny kafe

10/05/2025 08:08

Marobe ireo tsy mahazaka Kalsioma azo avy amin'ny fangaro simika, izany hoe ireny "comprimé" na "sirop" amidy eny amin'ny Farmasia ireny, noho ny antony samihafa.

L'Inde ordonne à X de bloquer plus de 8.000 comptes dont des médias internationaux

09/05/2025 09:38

L'Inde a ordonné à X de bloquer plus de 8.000 comptes dont ceux de médias internationaux, a annoncé jeudi le réseau social, disant se conformer à contrecœur à ce qu'il dénonce comme une "censure", en pleine tension militaire avec le Pakistan.

L'ancien patron de la plateforme Celsius condamné à 12 ans de prison pour fraude

09/05/2025 09:23

Le fondateur et ancien patron de la plateforme de cryptomonnaies Celsius, Alexander Mashinsky, a été condamné jeudi à 12 ans de prison pour fraude par un juge fédéral de Manhattan, près de trois ans après l'implosion de cette startup qui avait bloqué les avoirs de ses clients.

Jakubowicz compare Mélenchon à Goebbels: BFMTV se désolidarise, l'Insoumis porte plainte

09/05/2025 09:23

La direction de BFMTV ainsi que la Société des journalistes de la chaîne ont condamné jeudi les propos de l'avocat Alain Jakubowicz, qui a comparé à l'antenne Jean-Luc Mélenchon à Joseph Goebbels, l'ancien ministre de la propagande d'Hitler, ce qui a conduit le leader de LFI à porter plainte pour "injure publique".

Trump choisit une présentatrice de Fox comme procureure de Washington

09/05/2025 09:13

Le président américain Donald Trump a annoncé jeudi avoir décidé de nommer Jeanine Pirro, une célèbre commentatrice de la chaîne Fox News, au poste stratégique de procureur de la capitale Washington, après avoir dû renoncer à la candidature de l'ultraconservateur Ed Martin.

Papa Léon XIV : Ray Masina hampiray ny olombelona rehetra, mitovy fijery amin'ny Papa François

09/05/2025 08:43

Nambaran'ny Papa Léon XIV ampahibemaso ny hanohizany ny fananganana tetezana hampiraisana ny kristiana rehetra manerana izao tontolo izao, fotokevitra nijoroan'ny Papa François. Nisaotra sy nahatsiaro io Papa dimbiasany io ny Papa vaovao nandritra ny lahateniny voalohany, omaly 8 may 2025.

La patronne française d'Instacart va devenir n°2 d'OpenAI

09/05/2025 00:08

Fidji Simo, patronne française d'Instacart, va quitter la plateforme américaine de livraison de courses pour devenir numéro deux d'OpenAI, un nouveau poste créé par la start-up pour permettre au directeur général Sam Altman de se concentrer sur la recherche, les infrastructures et la sécurité.

Commémorations du 8-Mai: Charles III mène l'hommage du Royaume-Uni

08/05/2025 17:53

Charles III a rendu hommage aux soldats britanniques morts durant la Seconde Guerre mondiale lors d'une cérémonie jeudi à l'abbaye de Westminster, à l'occasion du 80e anniversaire de la fin du conflit en Europe.

Zaza kely voan’ny sery : torohevitra mampatory azy tsara amin’ny alina

08/05/2025 16:13

Matetika rehefa voan’ny sery ny zazakely dia mety ho tsentsina ny orony, indrindra rehefa amin’ny alina. Mazava ho azy fa ho sorena sy tsy hahazo aina izy ka tsy hahita tory na ho tapa-tory. Ahoana ary ny fomba atao hanesorana ny tsentsina ao amin’ny lalan-drivotry ny zaza voan’ny sery sy mba hanatsarana ny torimasony ?

Volo miloko : ireo torohevitra hikolokoloana azy amin’ny andavanandro

08/05/2025 13:36

Fomba iray isan’ny mahomby indrindra raha te hiova endrika ny fandokoana ny volo. Matetika nefa misy singa simika mahery ao anatin’ny lokom-bolo ka mora manimba ny volo. Mety ho lasa makiana sy vakivavy ny volo, lasa miova toy ny vasoka ilay lokony… Mba hisorohana izany ary dia atoro eto ireo torohevitra hikolokoloana ny volo miloko amin’ny andavanandro.

Les Partenaires