• Cours de change
  • 4715.96 AR
  • |
  • $4425.78 AR

Flash Actu

Jeudi, 02 Mai 2024

Toamasina - Faha-57 taonan'ity CEG Radama I : Notokanana androany 1 may ny efitrano fianarana 3 vaovao.

19:39

Fampitandremana momba ny alondrano : Hanonja be ny ranomasina, ka mety hahatratra hatramin'ny 3 metatra ny haavon'ny onja, ny sabotsy 4 sy ny alahady 5 may, eo anelanelan'i Antsalova sy Morombe.

19:24

Les présidents équato-guinéen Téodoro Obiang Nguema Mbasogo et congolais, Denis Sassou-Nguesso sont les lauréats de l’édition 2024 du trophée Babacar Ndiaye, succédant le président Andry Rajoelina, vainqueur du prix en 2023.

17:06

« Étude de la pollution chimique et biologique de l'eau » est le thème de la thèse d'habilitation à diriger des recherches, soutenues par le Dr. RABEARISOA Andry Harinaina de l'École Doctorale Géochimie et Chimie Médicinale à l'Université de Fianarantsoa.

16:05

Voasafidy ho « Champion » na masoivoho handrafitra ny komity hisolo tena ny firenena maro manoloana ireo mpamatsy vola iraisam-pirenena ny Filoha Andry Rajoelina, nandritra ny fihaonana an-tampon'ny IDA-21.

15:02

Nandresy teny anivon’ny fitsarana ny Fanjakana, manoloana ireo olona tompon-tany tsy nanaiky nanome ny taniny, ka mitohy amin’izay ny fanamboarana ny lalana « voie rapide », mampitohy an’Ambohitrimanjaka sy Ivato.

14:00

Antalaha : Nanolotra fanampiana vary 5 taonina ho an'ireo mponina traboina vokatry ny rivodoza Gamane ny Filohan'ny Antenimierandoholona, Jeneraly Ravalomanana Richard

13:01

Nihatsara amin’ny ankapobeny ny tahan’ny fahalotoan’ny rivotra eto Antananarivo. Ambany na manodidina ny fetran’ny OMS avokoa ny refy rehetra voaray.

12:04

Mihamafana ny ranomasina eto amin'ny fari-dranomasin'i Madagasikara (28 - 30°C) nanomboka ny faran’ny volana Aprily teo.

11:01

Tetikasa PRODUIR : Nisitraka vondrona mpihary herinaratra na groupe électrogène sy fiara lehibe miisa 3 ny APIPA.

10:00

Fifaninanana hidirana ho Polisy 2024 : Zaraina manomboka androany 1 may ny "Convocation" ho an'ireonahafeno fepetra. Ny kandidà irery ihany no afaka maka izany eny amin'ny Ministeran'ny Filaminam-bahoaka Anosy.

09:04

Oniversiten'Antananarivo : Manambana fitokonana ireo mpianatra eo anivon'ny Fakiolten'ny Siansa. Takian'izy ireo ny fampiakarana ny vatsim-pianarana sy ny fijerena manokana ny jiro/rano.

08:43

ESPA Vontovorona : Mitohy izao maraina izao ny fitokonana. Takian'izy ireo ny fampiakarana ny vatsim-pianarana sy ny fanavaozana ireo fotodrafitrasa eny an-toerana.

08:00

Météo : Hahazo ny anarana hoe "Hidaya" ilay andro ratsy ao amin'ny Lakandranon'i Mozambika raha mivadika rivodoza.

07:49

1er mai : Fête du Travail, jour férié annuel célébrant les conquêtes des travailleurs

05:56

Toamasina : Tanora avy amina Fikambanana sy Tambazotra samihafa miisa 250 no nisitraka fampiofanana mahakasika ny fandriampahalemana, ny adisisika ary ny haitarika.

18:06

L'Institut Français de Madagascar annonce sa fermeture demain, mercredi 1er mai. Réouverture le jeudi 2 mai.

17:01

Les membres de l'Opposition de la Diaspora Malagasy ont déposé une plainte auprès de la Haute Cour de Justice contre le Président de la Haute Cour Constitutionnelle.

16:05

Fitokonana teny Vontovorona : Namoaka ny tetiandro fizarana ny fampitaovana sy ny vatsim-pianarana ho an’ireo mpianatry ny Ambaratonga Ambony ny MESUPRES.

15:01
Voir Plus

Mainty : Tena lokon'ny maizina tokoa ve ?

02/05/2024 07:31

Mazàna dia hevitra ratsy hatrany no tonga ao an-tsaina raha vao miteny hoe "loko mainty". Ho an'ny eto Madagasikara dia azo lazaina fa ampifandraisin'ny maro amin'ny zavatra tsy mahasoa isan-karazany izany loko izany. Loko toy ny loko rehetra àry ve ny mainty sa isika mihitsy no efa manana fijery raiki-tampisaka izay toa tsy misy hevitra mazava akory ?

Fisorohana ny areti-mifindra Choléra

30/04/2024 11:52

Efa mandripaka olona maromaro any amin'ireo Nosy rahavavin'i Madagasikara ny areti-mandoza Choléra. Ny ao Comores sy Mayotte moa no tena voakasik'izany. Azo lazaina fa tandindonin-doza ihany koa i Madagasikara noho ny fivezivezena an-dranomasina sy an'habakabaka.

Règles douloureuses : Ireo sakafo mampihena fanaintainana

30/04/2024 06:54

Tsy vitsy ireo vehivavy no marary kibo rehefa tonga fotoana. Misy ireo tsy tafarina eo am-pandriana mihitsy. Mety hampisy voka-dratsy nefa ny fihinanana fanafody manala fanaintainana, indrindra ho an'ireo vehivavy mbola tsy niteraka. Tsara kokoa àry raha vokatra natoraly no hanina rehefa marary mandritra ny fadim-bolana.

Goavy tsinahy : Misoroka ny fitohanana (constipation)

29/04/2024 11:53

Mampijaly tokoa ny fitohanana. Misy mihitsy ireo marary kibo mafy nefa tsy mahalatsaka maloto. Azo atao tsara ny mihinana fanafody misy akora simika, nefa mahasoa ny fahasalamana kokoa ny mihinana akora natoraly. Anisan'ny tena manampy ny goavy tsinahy rehefa sendra mitohana iny.

Voankazo maina : Fantaro ireo tombontsoa 5 ho an'ny fahasalamana

26/04/2024 19:38

Voaloboka, paoma, akondro, mananasy, daty, ... Maromaro ireo voankazo maina amidy eny an-tsena. Sady natao ho an'ny fahefa-mividy rehetra izy ireny no mitondra voka-tsoa maro ho an'ny fahasalamana ihany koa.

Ireo vokatsoa entin'ny zavokà ho an'ny fahasalamana

24/04/2024 20:37

Tena mbola ao anaty vanim-potoana fahavokaran'ny zavokà isika izao. Mora tokoa ny vidiny satria manomboka amin'ny roanjato ariary dia efa mahazo. Azo tehirizina tsara io voankazo io raha mafimafy. 'Ndeha àry ho fantarina ireo zava-tsoa entiny ho an'ny fahasalamana.

Changement de génération à M6, où David Larramendy remplace Nicolas de Tavernost

23/04/2024 19:41

Nouveau patron et nouvelle ère pour le groupe M6: David Larramendy, 50 ans, a officiellement été nommé président du directoire mardi et succède à l'emblématique Nicolas de Tavernost, à la barre depuis 37 ans.

Xavier Niel donne de nouveaux gages d'indépendance au groupe Le Monde

23/04/2024 18:31

Dans un contexte à vif pour les médias, le milliardaire Xavier Niel vient de céder la quasi-totalité de ses parts dans le groupe Le Monde à un "Fonds pour l'indépendance de la presse", sanctuarisant le capital du groupe éditant le quotidien du soir mais aussi Télérama et La Vie.

Kendji Girac, blessé par balle lundi, est "tiré d'affaire", dit son manager

23/04/2024 18:31

Le chanteur Kendji Girac, blessé par balle lundi dans des circonstances encore floues, "va bien" et est "tiré d'affaire", a déclaré mardi son manager, ce qui doit permettre aux enquêteurs de l'entendre au "plus tôt" selon une source proche du dossier.

Groupe Le Monde: Niel finalise la cession de ses parts à un fonds indépendant

23/04/2024 16:41

Le milliardaire Xavier Niel a cédé la quasi-totalité de ses parts dans le groupe Le Monde à un "Fonds pour l'indépendance de la presse", ce qui a pour effet de sanctuariser le capital du groupe, ont annoncé mardi Le Monde et son "pôle d'indépendance".

JO et intelligence artificielle parmi les défis de la Cnil en 2024, selon sa présidente

23/04/2024 15:28

Jeux de Paris, vidéosurveillance algorithmique, essor des IA génératives gourmandes en données personnelles: la présidente de la Cnil (Commission nationale de l'informatique et des libertés), Marie-Laure Denis, récemment reconduite pour un deuxième mandat de cinq ans, évoque les défis du gendarme de la vie privée des Français au cours des prochains mois.

Sur les routes brésiliennes, l'IA meilleure amie du tapir?

23/04/2024 15:13

"Attention, tapir à proximité de la voie": une application en cours de développement au Brésil utilise l'intelligence artificielle pour tenter de réduire les collisions avec des animaux sauvages, un fléau dans ce pays-continent à l'extraordinaire biodiversité.

L'intelligence artificielle va "simplifier" les démarches administratives, promet Attal

23/04/2024 14:08

Gabriel Attal a souhaité mardi mettre l'intelligence artificielle (IA) développée en France "au service" des usagers et des fonctionnaires et annoncé la création de 300 maisons France Services supplémentaires d'ici 2026 pour "simplifier" le quotidien des Français dans leurs démarches administratives.

Rihanna : Mpanakanto mpamorona akanjo miaro ny tontolo iainana

23/04/2024 11:03

Samy manana ny fomba fandraisany anjara amin'ny fiarovana ny tontolo iainana ny tsirairay, na olon-tsotra, na olo-malaza, na fikambanana na orinasa. Ho an'i Rihanna manokana, ny famoronana akanjo no tena nanehoany ny fankafizany ny natiora.

Le chanteur Kendji Girac blessé par balle, l'arme en cours d'analyse

22/04/2024 23:33

Le chanteur à succès Kendji Girac a été blessé par balle au thorax lundi matin dans les Landes dans des circonstances encore floues, même si l'arme du tir a été retrouvée et "fait l'objet d'analyses", a indiqué en soirée le parquet de Mont-de-Marsan.

L'hebdomadaire Marianne est à vendre

22/04/2024 20:03

Le président de CMI France, Denis Olivennes, a annoncé lundi à la rédaction de Marianne la volonté de cession de l'hebdomadaire par son propriétaire, Daniel Kretinsky, a-t-on appris de sources concordantes.

Photos à caractère sexuel: Huw Edwards, présentateur vedette de la BBC démissionne

22/04/2024 17:23

Huw Edwards, un pilier de la BBC qui a présenté pendant 20 ans le journal du soir avant de se retrouver au cœur d'un scandale sexuel, a démissionné, a annoncé lundi le groupe audiovisuel public.

Hopitalim-panjakana : Aiza no aleha ? Befelatanana sa HJRA ?

22/04/2024 15:53

Mbola maro amintsika ny tsy mahay manavaka ny hopitalim-panjakana BEFELATANANA (CHU JRB) sy ny HJRA (CHU JRA). Betsaka noho izany no tsy mahalala ny tokony haleha raha misy fizahana na misy vonjy aina (urgence) handehanana amin’izy ireny. Araho ary ny fampahafantarana mba hanavahana ny hopitaly Befelatanana sy ny HJRA.

Fomba fanadiovana fitaratra mahomby

22/04/2024 13:40

Isan’ireo zavatra mora maloto ao an-trano ny fitaratra. Maro ireo zavatra mety mandoto azy ireny : vovoka, dian-tanana, hamandoana, ranon’ando, enton’ny sakafo… Misy fotoana sarotra esorina tokoa ireo loto amin’ny fitaratra. Ireto ary misy torohevitra mahomby hanadiovana azy ireny.

Le chanteur Kendji Girac hospitalisé après une blessure par balle

22/04/2024 15:22

Le chanteur à succès Kendji Girac a été blessé par balle au thorax lundi matin dans les Landes dans des circonstances encore floues, avant d'être hospitalisé près de Bordeaux où ses proches sont arrivés, a-t-on appris de sources proches de l'enquête.

Les Partenaires

Moov logo