• Cours de change
  • 4746.7 AR
  • |
  • $4418.53 AR

Flash Actu

Mercredi, 08 Mai 2024

Africa Women’s Cup : Les Ladies Makis de Madagascar affronteront les Camerounaises, cet après-midi à partir de 15 heures, au stade Maki d’Andohatapenaka

09:00

Manomboka androany 8 may ny fampielezan-kevitra ho an'ireo kandidà mpirotsaka ho fidiana ho solombavambahoaka eto Madagasikara.

08:00

Niamboho i Rajaofetra Guy Tsimitoviaminandriandehibe, fantatra tamin'ny solon'anarana hoe Xhi.

06:15

Niamboho teo amin'ny faha 83 taonany ny Mpanjakan'i Menabe Magloire Kamay, zafin'ny Mpanjaka Toera, izay nanjaka nanomboka ny taona 2018.

00:05

Nolanian'ny Solombavambahoaka androany fa ho fanomanana sy ho fanatanterahana ny fifidianana depiote dia hiato ny fivoriana ary hiverina hivory ny Birao Maharitra amin'ny volana jona 2024.

18:56

Manolo-tanana ny Minisiteran’ny Fizahantany sy ny Asa tanana ny Minisiteran'ny Asa Vaventy, amin’ny asa fanorenana ny toeram-pivarotana ho an'ireo mpisehatra amin'ny asa tanana na « La Cité des métiers », eny amin’ny lalana Tsarasaotra Ivato.

18:04

Mpianala iray no naratra mafy vokatry ny fira-antsy nahazo azy, ny 30 avrily teo, nandritra ny asa fitsirihana sy fanentanana amin’ny ady amin’ny doro tanety, notanterahin’ny DREDD Analanjirofo tao Antanambe Mananara Avaratra.

17:12

Fanjonoana an-tsokosoko teto amin'ny fari-dranomasin'i Madagasikara : Voasazy higadra 2 volana an-tranomaizina ireo teratany Sri-lankey. Nogiazana ny sambo miisa 2, ary misy lamandy 1 050 ariary isaky ny olona sy 900 tapitrisa isaky ny "dauphin".

16:06

Suite aux différents cyclones ayant frappé le sud-est de Madagascar, les services de santé et de nutrition sont désormais facilement accessibles dans la région grâce à une stratégie intégrée soutenue par l'UNICEF et le gouvernement coréen.

15:04

Ministère de la Pêche et de l'Economie Bleue : Madagascar participera au Symposium International sur la Sécurité Sanitaire des Aliments et des Contrôles des Aliments, à Vienne, Autriche, du 27 au 31 mai 2024.

13:55

Olona miisa 41, vondrom-piarahamonina avy ao amin’ny tanànan’i Lanirano, ao amin’ny faritra Mahafaly, atsimon’i Toliara, no nanatanteraka fambolena honko tangavavy 25 574 isa, tamina velaran-tany 2,6 ha, nandritra ny efatra andro misesy.

12:01

Elections législatives : J-1 avant le début officiel de la propagande.

11:00

Le hackathon intitulé "Innover la ville : réinventer la vie urbaine avec des solutions digitales" se tiendra du 27 au 31 mai à Antananarivo. Ce concours universitaire est ouvert à tous les étudiants à Madagascar.

10:04

Lutte contre la Corruption à Madagascar : Le Bureau Indépendant Anti-Corruption recrute son directeur général.

09:00

Famaranana ny fankalazana ny faha-50 taonan'ny Banky Foiben'i Madagasikara : Misokatra androany 7 may ny fampirantiana ny tantaran'ny vola Malagasy, eny amin'ny Lapan'ny Tanàna Analakely. Hatramin'ny 18 may io hetsika io.

07:56

Antsiranana - Fanadinana fifaninanana ho Polisim-pirenena : 06 tamin'ireo mpiadina 328 nisoratra anarana no tsy tonga.

05:55

Teratany Israelianina iray no tra-tehaka teny Ivato, noho ny fikasana handondrana sokatra, tarondro, bibilava. Any Athènes Grèce moa no saika alenan'io vahiny io.

03:47

Nodimandry ny atoandro teo ny Chef Randrianirina Yvan Fidèle, brigadier en chef de police, niasa tao amin'ny commissariat Mampikony.

20:47

Tontosa androany 06 may ny fiaraha-miazakazaka ho mariky ny firaisankina sy firaisan-tsaina eo amin'ireo mpiasa eo anivon'ny Antenimierandoholona, izay nandraisan'ny Ministeran'ny Filaminam-bahoaka anjara

20:37
Voir Plus

Astuces pour trouver l’équilibre entre travail et vie privée

07/05/2024 15:21

Il n’est pas toujours facile de trouver l’équilibre entre travail et vie privée. Entre les mails urgents, les deadlines trop courts, les courses à faire, les enfants à récupérer à l’école… on ne sait plus trop où donner la priorité. Voici donc quelques conseils pratiques à appliquer pour réussir à jongler plus facilement entre vie professionnelle et vie privée.

Torohevitra hikarakarana ny zaza avy natao vaksiny

07/05/2024 13:53

Mahazana rehefa avy atao vaksiny ny zaza dia toa marary izany, toy ny hoe manavy, mivonto, mandoa, misy nana, mivalana… Inona no mahatonga izany ary ahoana ny fikarakarana tsara atao ny zaza rehefa avy atao vaksiny ?

Fomba fanamboarana « confiture » voasary loranjy

07/05/2024 09:55

Maro karazany ireo « confitures » hitantsika amidy eny an-tsena eny. Ny ankamaroan’izy ireny nefa dia ahitana « conservateurs » hitahirizana azy tsy ho mora simba. Ho an’ireo maniry hininana « confiture » natoraly tsy mitapoka dia atoro eto indray ary fanamboarana « confiture » voasary loranjy.

Ohabolana Malagasy mikasika ny Fanambadiana

07/05/2024 10:51

Sarobidy amin'ny Malagasy ny Fanambadiana, ka natao "fady" mihitsy izany misara-bady izany, na dia tamin'ny vanim-potoana nanoloram-bady aza. Tsy azo lavina kosa nefa fa misy ireo fitenenana mamoha ireo tsy rariny ao anaty fanambadiana. Maro tokoa ireo ohabolana tsara fantatra.

Ireo olana mampiady matetika ny mpivady sy ny vahaolana amin’izany

06/05/2024 16:33

Mba hampilamina sy hampaharitra ny fanambadiana dia mila mahay mitady vahaolana amin’ireo olana atrehany ao anatin’ny tokantrano ny mpivady. Ireto ary misy santionany amin’ireo olana matetika mampiady ny mpivady sy ny vahaolana amin’izany.

Fomba fanamboarana mofo menakely

06/05/2024 14:05

Isan’ireo mofo mampiavaka ny nahandro malagasy ny mofo menakely. Azo atao sakafo maraina ampiarahana amin’ny kafe na dite izy io fa azo atao « goûter » ihany koa. Araho ary ny fomba tsotra fanaovana azy ireny. Azo amidy atao fitadiavam-bola ihany koa moa ny menakely satria tsy be masonkarena ny fanamboarana azy.

Fomba fanamboarana « dentifrice » natoraly ao an-trano

06/05/2024 11:40

Vokatra iray efa tsy zoviana amintsika intsony raha ny « dentifrice ». Manampy betsaka amin’ny fanadiovana sy fikolokoloana ny nify ny fampiasana azy. Efa moa ireo karazana vokatra hita eny an-tsena eny. Ho an’ireo maniry hanamboatra « dentifrice » mandaitra sy azo antoka ao an-trano dia ireto ary misy fomba karazany 3 hanaovana izany.

Hanomboka « stage » : ireo fiomanana mila atao

06/05/2024 09:36

Dingana iray tafiditra anatin’ny fandaharam-pianarana any amin’ny ambaratonga ambony ny andranasa na ny « stage ». Amin’ny ankapobeny dia mila manao « stage » isan-taona ny mpianatra ary miova hatrany ny toeram-piasana anaovana izany. Inona avy ary ny fiomanana mila atao alohan’ny hanombohana « stage » mba ampizotra tsara izany ?

Fomba tsotra fanamboarana « yaourt à boire » vita ao an-trano

05/05/2024 14:53

Fanalana hetaheta ankafizin’ny rehetra ny « yaourt à boire », indrindra rehefa mafana be iny ny andro. Efa maro ankehitriny ireo mpivarotra sy mpanamboatra azy ireny eto amintsika. Hafa ihany nefa ny manamboatra ao an-trano satria matsiro sy ara-pahasalamana kokoa. Atoro eto ary ny fanamboarana « yaourt à boire » vita ao an-trano.

Fikolokoloana ny zaza : tsy dia tsara ampiasaina intsony ny « talc »

05/05/2024 11:23

Vokatra iray fampiasa nandritra ny taon amaro ho fiarovana ny elakelam-pen’ny zaza tsy ho masaka ny « talc ». Ankehitriny nefa tsikaritra fa mihena ny mpivarotra ahitana azy ireny. Fa inona tokoa moa ny antony nampiasana « talc » ? Inona kosa ireo mety ho lafy ratsin’izy ireny eo amin’ny zazakely ?

Torohevitra manampy hanatsarana ny vokatra amin’ny asa

03/05/2024 09:56

Isan’ny zavatra iray lehibe takiana amin’ny sehatry ny asa ny fahatratrana ny vokatra (productions) eo amin’ny mpiasa tsirairay. Misy fotoana nefa mahatsiaro tena tototry ny asa sy reraka ka sarotra ny mahatratra izany vokatra izany. Ireto ary misy torohevitra manampy hanatsarana ny vokatra amin’ny asa.

Fomba fanamboarana « spray activateur de boucles » natoraly

02/05/2024 14:43

Malaza tokoa ankehitriny ny volo atao olioly na miolakolana, « cheveux bouclés » hoy isika. Mila fikarakarana sy vokatra (produtis) manokana ny fahazoana izany taovolo izany. Anisan’ny ampiasaina ampivoaka tsara ny « boucles » ny « spray activateur de boucles ». Atoro eto ary ny fomba natoraly azo hanamboarana izany ao an-trano.

Fomba fanamboarana « tarte à la crème »

02/05/2024 11:43

Nahandro iray azo atao tsindrin-tsakafo ary afaka atao « goûter » ihany koa ny « tarte ». Misy karazany maro moa ny fomba sy ny tsiro azo hikarakarana azy. Ka ny atoro eto anio ary dia ny fomba fanamboarana « tarte à la crème ».

Reny mampinono : mety mivadika tokoa ve ny rononon-dreny ?

02/05/2024 10:16

Isan’ny zavatra mampatahotra antsika Malagasy tokoa ny hoe mivadika ny rononon-dreny satria hoe atahorana ankarary kibo ny zazakely. Raha ny marina dia tsy mety mivadika ny rononon-dreny fa mety miova fotsiny ihany ny endriny.

Mainty : Tena lokon'ny maizina tokoa ve ?

02/05/2024 07:31

Mazàna dia hevitra ratsy hatrany no tonga ao an-tsaina raha vao miteny hoe "loko mainty". Ho an'ny eto Madagasikara dia azo lazaina fa ampifandraisin'ny maro amin'ny zavatra tsy mahasoa isan-karazany izany loko izany. Loko toy ny loko rehetra àry ve ny mainty sa isika mihitsy no efa manana fijery raiki-tampisaka izay toa tsy misy hevitra mazava akory ?

Fisorohana ny areti-mifindra Choléra

30/04/2024 11:52

Efa mandripaka olona maromaro any amin'ireo Nosy rahavavin'i Madagasikara ny areti-mandoza Choléra. Ny ao Comores sy Mayotte moa no tena voakasik'izany. Azo lazaina fa tandindonin-doza ihany koa i Madagasikara noho ny fivezivezena an-dranomasina sy an'habakabaka.

Règles douloureuses : Ireo sakafo mampihena fanaintainana

30/04/2024 06:54

Tsy vitsy ireo vehivavy no marary kibo rehefa tonga fotoana. Misy ireo tsy tafarina eo am-pandriana mihitsy. Mety hampisy voka-dratsy nefa ny fihinanana fanafody manala fanaintainana, indrindra ho an'ireo vehivavy mbola tsy niteraka. Tsara kokoa àry raha vokatra natoraly no hanina rehefa marary mandritra ny fadim-bolana.

Goavy tsinahy : Misoroka ny fitohanana (constipation)

29/04/2024 11:53

Mampijaly tokoa ny fitohanana. Misy mihitsy ireo marary kibo mafy nefa tsy mahalatsaka maloto. Azo atao tsara ny mihinana fanafody misy akora simika, nefa mahasoa ny fahasalamana kokoa ny mihinana akora natoraly. Anisan'ny tena manampy ny goavy tsinahy rehefa sendra mitohana iny.

Voankazo maina : Fantaro ireo tombontsoa 5 ho an'ny fahasalamana

26/04/2024 19:38

Voaloboka, paoma, akondro, mananasy, daty, ... Maromaro ireo voankazo maina amidy eny an-tsena. Sady natao ho an'ny fahefa-mividy rehetra izy ireny no mitondra voka-tsoa maro ho an'ny fahasalamana ihany koa.

Ireo vokatsoa entin'ny zavokà ho an'ny fahasalamana

24/04/2024 20:37

Tena mbola ao anaty vanim-potoana fahavokaran'ny zavokà isika izao. Mora tokoa ny vidiny satria manomboka amin'ny roanjato ariary dia efa mahazo. Azo tehirizina tsara io voankazo io raha mafimafy. 'Ndeha àry ho fantarina ireo zava-tsoa entiny ho an'ny fahasalamana.

Les Partenaires

Moov logo