Flash Actu
Samedi, 15 Mars 2025
Voir Plus
Les derniers articles
Accès à l'eau potable dans les cités universitaires - Un forage inauguré à Ankatso II
Les Partenaires




FIBA 3x3 Champions Cup - Bangkok Thaïlande : Equipe féminine Chine 21-12 Mad, Canada 21-06 Mad. Equipe masculine Serbie 21-19 Mad, Autriche 22-14 Mad
Fankalazana ny 8 marsa tany Mahajanga : Nahazo taratasy fampitsaharana ny "restaurant"-n'ny hôtel Coco Beach, taorian'ny « intoxication alimentaire »nahazo ny filohan'ny Repoblika mivady sy delegasiona niaraka taminy.
Efa nidoboka am-ponja vonjimaika avokoa amin'izao fotoana izao ireo mpisandoka ho mpiasan'ny JIRAMA, mitety tokantrano. Marihina fa tsy tokony hitaky na handray vola amin’ny mpanjifa ireo mpiasa midina ifotony.
Hotanterahina ny 08 hatramin’ny 11 Mey 2025 ny andiany faha-17 amin’ny FEPA na Tsenaben'ny Fiompiana sy ny Vokatra azo avy aminy. Entina hankalazana ny faha-30 taonan’ny MPE, izay mpikarakara ihany koa ity andiany ity.
Hisokatra manomboka ny alatsinainy 17 martsa 2025, ao amin’ny Lake village Ivato, ny birao ifotony natao hakana fanazavana, handraisana ny hetaheta sy ny fitarainan’ireo olona voakasiky ny tetikasa Lac Iarivo.
Olona miisa 34 no voasambotry ny Polisy tany Ambatondrazaka, nandritra ny fanaraha-maso sy fisafoana manerana ny tanàna, nanomboka ny 12 martsa 2025, ho fametrahana fandriampahalemana maharitra any an-toerana.
Nitsidika ara-pomba fanajana ny praiminisitra Ntsay Christian, omaly, ny filohan’ny delegasiônina avy amin'ny Vondrona Eoropeanina, Roland Kobia. Nodinihina, nandritra izany, ny fifandraisana sy ny fiaraha-miasa eo amin’ny roa tonta.
En raison du passage du cyclone Jude dans le sud de Madagascar, Madagascar Airlines prévient que des vols pourraient être perturbés à partir de ce vendredi. Deux vols sont déjà annulés.
Miato avokoa ny fampianarana rehetra ao Atsimo Andrefana anio zoma, sy rahampitso sabotsy noho ny fandalovan’ny rivo-doza Jude. Tsy miasa ihany koa ny mpiasam-panjakana sy ny tsy miankina rehetra androany.
Hivantana amin'ny TVM ny CHAMPIONS CUP BASKET 3x3 atao any Thailand, manomboka androany 14 marsa hatramin'ny 16 marsa, amin'ny 12 ora atoandro ka hatramin'ny 5 ora sy sasany hariva
Oniversiten'Antananarivo Ambohitsaina : "Journée Mobile de l'Université" ny androany 14 marsa, androm-pifidianana.
Tontosa omaly 13 marsa ny fotoam-pitsarana nametrahana an'Andriamatoa André Ramarolahy ho Filohan'ny Ambaratonga voalohany ao Antsirabe.
Entanina ny mpampiasa ranomasina manomboka eo Besalampy ka hatrany Taolagnaro sy Taolagnaro hatrany Mahanoro mba tsy hiandriaka intsony.
Lasa Forte Tempête Tropicale ilay rivodoza JUDE. Tombanana hiditra an-tanety eo anelanelan’i Distrikan’i Toliara I sy Androka/Ampanihy izy androany alina na rahampitso vao maraina be
À Antrema (Boeny), une initiative de la FAO et du ministère de la Pêche a formé 24 pêcheurs, dont 50 % de femmes et 23 % de jeunes, à l’engraissement durable des crabes. Ce projet favorise une pêche plus responsable et la sécurité alimentaire.
Mbola tsy nisy ny fampidirana gogo an-dranomamy (poisson chat/catfish) eto Madagasikara, araka ny nambaran’ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena Manga, fa azo atao tsara izany saingy ao anatin’ny fanarahan-dalàna.
Le Conseil des ministres de la SADC se tient actuellement à Harare. Madagascar y est représenté par la ministre des Affaires étrangères. Les discussions portent sur le Plan stratégique 2020-2030, le budget et la gestion de l’Organisation.
Notoloran’ny Minisiteran’ny Jono sy ny Toekarena Manga fotsim-bary 82 gony, ireo mpanjono traboina vokatry ny fandalovan’ilay rivodoza Honde, ao Itapera sy Ampanasatomboky-Ste Luce, Distrikan’i Taolagnaro, Faritra Anôsy.
Tombanana hiditra an-tanety ao Toliara I-II i Jude, rahampitso tolakandro na ny alina, amin’ny tanjaka « Forte Tempête Tropicale ». Tany amin’ny 660 Km andrefana somary avaratra andrefan’i Morombe no nisy ny foibeny tamin’ny 09 ora maraina.
Tebok'afo miisa 27 no hitan'ny zanabolana, manerana an’i Madagasikara, ny 11 martsa 2025. Voakasik’izany ny faritra Amoron'i Mania, Analamanga, Anosy, Betsiboka, Bongolava, Matsiatra Ambony, Menabe, Sofia, Vakinankaratra.
Le rappeur et producteur de hip-hop P. Diddy a plaidé non coupable de nouvelles inculpations vendredi à New York, à quelques semaines du procès où il sera jugé pour avoir dirigé un vaste réseau de trafic sexuel.
Meta (Facebook, Instagram) cherche à empêcher la promotion d'un livre publié cette semaine par une ancienne employée, qui dépeint le géant des réseaux sociaux sous un jour peu flatteur et accuse un haut responsable de harcèlement sexuel.
La BBC a annoncé vendredi avoir trouvé un accord avec quatre femmes journalistes expérimentées qui l'avaient attaquée pour discrimination, après avoir été écartées de postes de présentation lors d'une réorganisation de ses chaînes.
La déontologie journalistique a été passée à la loupe vendredi lors du procès en diffamation intenté par les ex-LFI Raquel Garrido et Alexis Corbière, accusés dans un article du Point en 2022 d'avoir employé une femme de ménage sans papiers.
Dylan Robert, César du meilleur espoir masculin 2019, a reconnu vendredi que sa vie était "limite gâchée à tout jamais" lors d'un nouveau procès à Marseille, où il a été condamné pour un car-jacking.
"Nous vivons en +mythocratie+ et notre dernier rempart c'est le travail des journalistes", a déclaré vendredi à la barre Raquel Garrido, au procès en diffamation d'un ancien journaliste du Point, qui avait accusé à tort l'ex-députée et Alexis Corbière d'employer une femme de ménage sans papiers, dans un article paru en juin 2022.
Après des années de dénonciations du producteur Thomas Langmann sur sa possible spoliation dans la succession de son père, le producteur Claude Berri mort en 2009, sept personnes ont été mises en examen récemment, dont le frère de Thomas, Darius, ou l'ultime épouse du "dernier nabab", la romancière Nathalie Rheims.
Sinoa manolo-tena amin'ny fivavahana Bouddhiste no mandray anjara amin'ny fiarovana ny tontolo iainana sy fampandrosoana manerana izao tontolo izao.
Fihetsika iray efa be mpanao any ivelany ny mitondra siligaoma rehefa handeha hiteraka. Maro tokoa mantsy ireo vokam-pikarohana milaza fa tsara mitsako siligaoma ny vehivavy niteraka nididy na hoe natao « césarienne ». ‘Ndeha ho resahana eto ny tsara fantatra mikasika izany.
Mbola tsy voaporofo mazava ny hifandraisan’ny zavamaniry sy ny fahafahana miady amin’ny « cholestérol ». Misy ihany nefa ireo karazana akora natoraly manampy amin’ny fampihenana azy io ao anatin’ny rà ka santionany amin’izy ireny ireto zaraina manaraka ireto.
Un conseil d'administration doit se réunir ce vendredi afin "d'organiser les moyens d'assurer le maintien et le développement" du magazine 60 millions de consommateurs, a indiqué Véronique Louwagie, ministre déléguée chargée du Commerce et de la Consommation vendredi sur Sud Radio.
Mineraly iray mitana anjara asa lehibe eo amin’ny fiasan’ny vatana ny « potassium ». Mila fatra antonony amin’izy io ao anaty rà mba ahafahan’ny fo sy ny hozatra hiasa ara-dalàna. Raha lasa be loatra ny « potassium » ao anaty rà dia izay no atao hoe « hyperkaliémie ». Ity farany dia mety miteraka fahasarotana ara-pahasalamana ary mety mahafaty.
Miavaka ilay tsiro hananan’io koban'i Talata Volonondry io. Tsy misy tsiambaratelo miafina anefa izany fa ny faharetana sy ny fahaizana manokana no mahatonga io tsirony io.
Un photojournaliste argentin est sorti jeudi d'une chirurgie d'urgence à la tête qui, selon son père, lui a "sauvé la vie", après avoir reçu la veille un tir de projectile alors qu'il couvrait une marche pour la défense des retraités à Buenos Aires, qui a dégénéré en affrontements entre police et manifestants.
Les députés ont approuvé jeudi dans l'hémicycle la création d'une commission d'enquête sur les effets psychologiques de TikTok sur les enfants et adolescents, le réseau social étant particulièrement populaire chez les jeunes.
Les journaux du groupe Nice Matin n'ont pas paru jeudi en raison d'un mouvement de grève déclenché face à un risque de délocalisation de l'impression, tandis que la rédaction a adressé une motion de défiance à la direction pour dénoncer une dégradation "insupportable" des conditions de travail.
Jean-Luc Mélenchon a eu beau se défendre une énième fois jeudi des accusations d'antisémitisme visant son parti, la polémique créée par l'affiche représentant Cyril Hanouna suscite des remous jusque dans les rangs des députés de la France insoumise.
La Mexicaine Olimpia Coral et l'Equatorienne Isabella Nuques se sont battues pendant des années contre les violences sexuelles en ligne. Grâce à leur ténacité, la loi a bougé dans leur pays respectif et un programme d'intelligence artificielle sur WhatsApp aide les victimes.
Une page se tourne: Donatella Versace va céder la direction artistique de la maison milanaise cofondée par son frère Gianni, qu'elle dirige depuis 28 ans, à Dario Vitale, qui arrive de chez Miu Miu, a annoncé jeudi le propriétaire de la marque, Capri Holdings.
L'Assemblée devrait approuver mercredi ### ou jeudi ### la création d'une commission d'enquête sur les effets psychologiques de TikTok sur les enfants et les adolescents, le réseau social à l'algorithme controversé étant particulièrement populaire chez les jeunes en France.
Moovnaute